Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Asina Fety Be Rehefa tonga 100 ny membres eto @ forum Ven 12 Déc - 8:12
Henintsoa a écrit:
ataovy rehefa tonga 10.000 ndray ny messages postés D misy fety bé éé mety hitotontona fin d'année ndray io ann
Missié dadah oo, nous avons passé le cap du 10.000ème message posté sady mitontona tsara am'lé fety rapitso io ann!!! (D teneno ndray hoe 10.000ème post fait par un utilisateur unique ndray hoe no izy )
Nombre de messages: 631 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: Asina Fety Be Rehefa tonga 100 ny membres eto @ forum Ven 12 Déc - 8:39
Henintsoa a écrit:
Henintsoa a écrit:
ataovy rehefa tonga 10.000 ndray ny messages postés D misy fety bé éé mety hitotontona fin d'année ndray io ann
Missié dadah oo, nous avons passé le cap du 10.000ème message posté sady mitontona tsara am'lé fety rapitso io ann!!! (D teneno ndray hoe 10.000ème post fait par un utilisateur unique ndray hoe no izy )
Lol raha izany anie de anahy irery ny Mrallye e lol Nefa Partageons les partages no slogany Ka samy tompony daholo de samy tompom-pety daholo e Soa marina fa tonde niaraka amin'le rahampitso an de efa atao rahampitso zany ny fety hoan'izay rehetra tompony tonga any
Fa eto no hisaorako amin'ny maha admin creator master ahy an'ireo membre actif sy ireo invité rehetra namelona an'ilay site Forum Mrallye ka naha tonga azy amin'izao ;
MISAOTRA BETSAKA
Lava tokoa ny lalana fa vitsy anefa ny asa amin'ny fandaminana natao satria mahatsapa-tena ary mahay mifanaja daholo ny eto na de libre amin'izay tiany atao aza ny antsika
Manantena ny hitohizan'ny fiarahana sy ny fifanajana e