RDV ny alakamisy 10 juillet aty amiko ary izay tsy mahita dia mandefasa MP. ho dinihina : - fanaovana ny preparation mesure saut 29.5 - fanampiana Live Rallygasy
RDV ny alakamisy 10 juillet aty amiko ary izay tsy mahita dia mandefasa MP. ho dinihina : - fanaovana ny preparation mesure saut 29.5 - fanampiana Live Rallygasy
za tena tsy tafa raha tsy a 20h any ho any ka izay tapaka ao dia ekeko e! miantso anao aho soaf hangalako vao² a! ra misy tsipaipaika dia mandray anjara tanteraka aho fa mba ialoavy any dia vendredi regler-na e! 100% so6 aza adino a!
Ny vaovao farany dia efa niantso any president fédé pour mesure saut 29.5 fa ok ary mampirisika @ animation ny fédé fa ny angatahiny dia mba tsy hisy mouvement be loatra manondidina ilay izy, donc tsy mesurer-na après chaque saut fa asiana piquet de atao tomba maso mba tsy hisy olona mande amoron-dalana.
Préparation:
efa mikarakara piquet sy panneau izahay sy papale fa rahapitso manao repartition ny atao Samedi.
hevitra iray : tsara raha asiana banderole napanneau mi-indiqué aloha an'ilay saut hoe misy mesure pour le plus long saut ao. Ny tena tsara aloha dia annoncena eo amin'ny parc am'lé "allo-allo" eo lé izy dia mahafantatra daholo ny pilote rehetra ary mbola asiana annonce par panneau kely eo am'départ an'ny ss. Ny plus long saut dia omena coupe kely (offert par team so6) ---> possible vé io???
Nombre de messages: 1499 Age: 36 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Appel et contre-temps Mer 9 Juil - 16:03
Tena miala tsiny tampoka ry zalah fa tratran'ny antso tampoka ny tenanay dia tsy maintsy miainga eto Zoma maraina a! fa na izany aza dia tazomiko ihany aloh ny fivoriana radem (vers 18h) hanomezana an'ireo stickers e! Dia manantena sary bobaka avy any @ lisany. Bigbang>> Mandalo fotsiny elà mandalo eny @ tanana an!
Tsara aloha ilay hevitra coupe mais réalisation?????
Ny fikasana aloha dia: - hilaza @ concurent eo @départ Antsahamaina - hamaoaka ny résultat eto @ site ny Alatsinainy ary hatao large diffusion ary mety koa raha misy sary sy résultat ao @ Rallygasy
délire kely lé resaka coupe iny ( fa possible ihany pour les prochaines fois!!!). ny team zany tokony misy mijery saut, misy maka sary saut (vidaka ny tsara), misy miteny ary ambolahan'ny ss ary, misy mampirisika hi-saute avant saut (manao pom-pom girl ) za aloha aleo aty anaty ss fa tsy lé ary ambolahany ary an
zavatra hafa koa ry zalah ny promotion an'ny rallygasy.tk mandeha eny ihany fa tokony atao promo koa ny mrally.superforum.fr satria tsy evident ny miditra ato am forum avy ary am'rallygasy ary.