Misokatra (indray) izao ry zareo ny tranonkalan'ny Club SRK (Seran Racing Kart) azo tsidihina ao amin'ny [url]www.srk.mg[/url]
Ahitana ny momba ny hetsika karakarain'ny club sy ny momba ireo mpikambana ao amin'ny sy ny maro hafa koa. Dia bonne visite ary e!
_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)