Sali sali daholo
Araka ny anarana (jerevo @ Google) dia pilote suédois nanao t@ championnat du monde t@ années 90 tany ny tenanay
Ary mbola tsy afaka @ rallye fa mankafy foana (na réel na virtuel

- bon ny virtuel moa zany no tena atao be

)
Rallye no tena discipline favori fa ankafizina daholo rehefa resaka fiara (Gran Turismo 4, GTR - rehefa "mamofompofona" simulation - fa tsy need for speed kosa aloha a

)
Dia faly be mahita ity communauté ity dia impatient be @ fihaonana manaraka na dia mbola novice be aza @ RBR (WRC 5 sy Gran Turismo 4 sur PS2 foana no nolalaovina hatr@ zay)
Inty ny n°-ko : 033 08 953 90 - lazao rehefa misy fihaonana fa rembourser-ko ny crédit

.
Siks daholo,