|
| Auteur | Message |
|---|
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Jeux Playstation 3 Mer 2 Juil - 1:45 | |
| Manokatra any ty topic ty za mba ahafantarana hoe iza no bandy mety manana jeu PS3 inona avy ireo jeu ireo. Sao mba afaka manao échange am zay tsy mividy doublon am tsisy dikany fotsiny. _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Mer 2 Juil - 7:46 | |
| |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Mer 2 Juil - 9:30 | |
| Ny jeux bobaka fa ny PS3 TSY MAINTSY MULTISYSTEME raha tsy izany tsy mandeha ilay izy |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Dim 6 Juil - 15:46 | |
| ça veut dire hoe efa misy jeux PS3 copie zany any dago sa tsia? Ary mety combien no manao modifications ny cons? _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
TVN

Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Jeu 21 Aoû - 23:47 | |
| Salut Beelabba, Mbola tsy mety atao multi-système lesy ny PS3 alou hatr@zao, du moins any Asie. Ny tena loza b kou ary d lasa tsy mety modifiéna kou le série xbox360 nivoaka nanomboka il y a 1 mois, dommage tsy misy jeu vam rallye tena mlay sur 360 nefa io no tena efa abordable b prix copie. |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Ven 22 Aoû - 10:36 | |
| | TVN a écrit: | Salut Beelabba, Mbola tsy mety atao multi-système lesy ny PS3 alou hatr@zao, du moins any Asie. Ny tena loza b kou ary d lasa tsy mety modifiéna kou le série xbox360 nivoaka nanomboka il y a 1 mois, dommage tsy misy jeu vam rallye tena mlay sur 360 nefa io no tena efa abordable b prix copie. |
ao @ dos PS3 lesy misy oto collan oe PAL na NTSC, ra avy any Asie izy matetika misy NTSC d io mamaky gravage... zay ny fahalalako azy satria io NTSC io nanovanay essai vo aingana |
|
 | |
TVN

Nombre de messages: 61 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 10/08/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Mer 27 Aoû - 1:08 | |
| D aona Mikkah nataony lisany t@ le essai? Ina support nampiasaina, Blue-Ray sa DVD? Ra ny fantatro mantsy ny Pal no possible mamaky dvd (rétro-compatible avec les jeux PS2) d zay natonga azy tara vo nivoaka sur le marché, fa NTSC to tsy mi-reconnaître afa tsy Blue-ray; Refa manontany any Asie alou hatr@ zao mbola lazainy zalah hoe mbola tsy vita. Fa parcontre za nahita sur internet oe possible mampiditra jeux @ le dure fa toa oe sarotra b hono. Beelabba kou ohatrany efa nikôzy anah an'zay ndray andro zay (t@ herintaona), sa mou ina le kôzy iny? |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Mer 27 Aoû - 20:56 | |
| Zà miandry Gran Turismo 5 vao mividy PS3 Dia évidemment Gvints  (fa io mety ho vidiana aloha) Sady @ izay koa mety efa mba midina ny vidiny Ny jeux de rallye sur console toa ho arcade be daholo fa tsy misy éditeur manao simu toa ny RBR, ce qui veut dire toa tsy dia misy antenaina loatra ny @ iny. Sady ny console en ligne koa mbola payant ny accès au réseau Mbola ho ela isika hilalao RSRBR Live e  |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Jeu 28 Aoû - 10:37 | |
| |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Jeu 28 Aoû - 20:40 | |
| Milalao Gran turismo 4 @ volant aza efa masaka be Maika fa GT5 sy Gvint's  |
|
 | |
gdf

Nombre de messages: 11 Localisation: tana Date d'inscription: 19/11/2011
 | Sujet: Re: Jeux Playstation 3 Lun 28 Nov - 8:05 | |
| efa ela ela le topic fa valiko ihany, ny PS3 dia efa piraté fa sur dur ihany,  eto dago na any asie efa manao an io daholo Ny mamadika azy multi dia manodidina ny 100mil fmg eo. Ny game dia mitondra dur PS3 any am le pivarotra dia mi varie 100mil fmg ihany koa ny game iray. Sarotsarotra kely aloha le milalao game am dur  fa rehefa mividy le game dia atorin ny pivarotra ny fanaovana azy |
|
 | |
|