|
|
| Auteur | Message |
|---|
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Cam Hack Lun 30 Juin - 14:41 | |
| Help Tsy mety activé le cam hack am laptop !! le oe activer "*" @ pavé numérique , de atao ny équivalent fa tssss inona no fika  dodanen, elà koa toa laptop merci |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Mar 1 Juil - 8:22 | |
| hihih...aza omena tsiny lesy za fa tsy mba nampiasa an'io cam hack io za atr@ izay niainako !!!!  tsy aiko ny mampiasa an'io!!!hihi...ny ahy ny nataoko toundé tany @ fichier tao anaty repertoire cars mihintsy no no-modifiéko ny position camera dia @zay tsy mikasikasika tsony!!!..andraso azavaiko @lah eto @manaraka fa somary maika kely za io!!.. |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Mar 1 Juil - 9:40 | |
| Ilay camhack lancéna dia tsy maintsy misokatra tsara ilay soft. Ensuite tu fais: enabled (tu paramètres n'importe quelle touche) moi j'ai mis C par exemple.
Tu ne fermes pas la fenêtre "control settings" et une fois dans le jeu tu actives en appuyant sur C . et tu modifies selon tes préférences avec le pavé numérique. Ensuite tu peux sauvegarder, par contre moi ce qui m'embête c'est qu'une fois sauvegardée la position, je ne sais pas la mettre en 1ère position.
> Dodanen, tena eo mintsy koa leisy noho tiako atao fa leo be za @ ilay camhack toutes les 2min |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Mar 1 Juil - 16:16 | |
| Merci Aleo andramana ndray reo rariva Dodanen> j'ai hate de savoir comment tu fais  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Mar 1 Juil - 20:50 | |
| Ny momba ny vue interieur moa no noketreako personelement fa tsy aiko raha valable @ vue afa ity fanazavana tsotra alefako eto ity :
1)jereo ato ilay fichier .ini an’ilay fiara: C:\Program Files\SCi Games\Richard Burns Rally\Cars\focus06 ( na daba afa valabme foana)
Dia ilay fichier .ini mitondra ny anaran’ilay fiara no sokafana ( d refa tafiditra ao ianareo dia mahita hoe cam internal, cam bonnet, cam external, sns…..) Rehefa sokafana moa ilay fichier .ini io dia otrany bloc note zay no mipotra eo.
2) ka ny coordonné hovana dia ilay miloko mena eto : (momba ny vue interieur ity houa an!) [Cam_internal] FOV=1.047198 Near=0.100000 Pos=0.347868 0.962000 -1.55000 Target=0.347868 0.900000 -3.747199 Up=0.000000 0.994823 -0.101624
-Ny chiffre voalohany ao arinan’ny virgule dia manome ny position latérale (droite / gauche) -Ny faharoa ny position verticale (hauteur) -Ny fahatelo ny position longitudinale (Av / Ar) (ary ny ahy dia io iany no kasihako pr faire avancer la camera vers le pare brise fa ndray² lasa arina loatra nedala, fa c à chacun de voir)?
Ka io arakaraky ny daba fa tsy misy hoe valeur commune fa tsy maintsy mi-tater mba ahitana izay mety @tsiray²….
Dia zay indray ary fa dia mazotoa..
Ps: ofet nirina on a pas dja modifié ta caméra t@ tsika lé nanao session tany @ lah iny ac la C4??? |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Mer 2 Juil - 22:50 | |
| merci eee |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Jeu 3 Juil - 7:08 | |
| | Dodanen a écrit: |
Ps: ofet nirina on a pas dja modifié ta caméra t@ tsika lé nanao session tany @ lah iny ac la C4??? |
C'était avec ton ordi ange Sady DD hafa lé ato @ zao |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Jeu 3 Juil - 11:58 | |
| |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Lun 19 Jan - 9:50 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Cam Hack Lun 19 Jan - 9:57 | |
| vue de derrière aloha no hitako mety indrindra satria tonga D vue mahita alavitra indrindra D afaka mi-anticipe tsara. Nefa lasa mitady hanao spectacle foana ela am'lé mi-trave B sy ny etsetra donc tsy D manao temps. Ny vue pare-choc ndray d mila mahay an'lé tracé B ela satria ny vision an'la dia limité ihany fa tsy maintsy miheno note B mintsy ela, par contre lasamanao propre B foana ela am'lé tsy mahita ny am'sisiny tsinn D tsy afaka miditra "par les portes". Fa io tena samy manana ny tiany manokana sy ny manavanana azy io (ohatra Prez vue ext avec volant, volant vue pare-choc, manette vue cokpit, sns) Nefa D samy mitovitovy daholo eo ny temps  _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Lun 19 Jan - 10:09 | |
| Zany oe FAZARANY tsirayray zany ra azoko tsar fa ny temps ts d mifakaiza  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | |
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Cam Hack Lun 19 Jan - 15:14 | |
| |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Cam Hack Lun 19 Jan - 20:08 | |
| Ny ahy vue pare-choc fa iny mba ohatran'ny hoe tena anatin'ilay vam Par contre ny inconvénient dia toa matahotra rehefa mi-attaque  satria lasa impressionant be le izy, ny vue derika tsy tratran'izay (izay no hitako avantage-n'i Prez) |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2742 Date d'inscription: 22/01/2008
 | |
 | |
|