Miarahaba antsika rehetra dia mirary saison 2012 mbola tsara lavitra noho ny teo aloha!!!
Tsy membre vaovao akory fa toa étape tokony atao eto @ ty forum mamitsika ity lay présentation dia mba mandalo eto.
Efa tia fiara sy rallye hatr@ mbola kely : mijery fa ts'mitondra!
Tia ny jeux mahakasika ny rallye ihany koa : raha RBR no resahana, dia mbola vao mianatra!Tsy mieritreritra ny hilahatra @ nareo mpiondana fa hatreto aloha "pour le plaisir"!
_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly