Salut daholo e, tena efa ela no nitadiavako forum mikasika ny sport mecanique hoe Misy na betsaka GASY, fa zao vao nahita dia te hitafatafa sy hifampizara ketrika e.
Izaho aloha zany Nianatra Mecanique dia voatery lasa Mecano e

, ty ketrika complex

, ary any anaty Need for Speed foana ny ketrikako.
Mankafy Course de Circuit, Course de cote ary indrindra indrindra ty Feeling toy ny Japs, Le resaka Touge Battle (Saka sy völavo). saingy vitsy pankafy eto dago
Resaka virtuel, STCC sy Rfactor no tena iondanako be, ny rbr eo eo ihany azony circuit kokoa no tiko manko fa tsy rally terre.
Azo atao hoe olona andevozin ny mecanique e, matsiaro irery ka mitady namana hizarana le fanandevozana
Fa Milay be le site e, satry GASY.