Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Ari Vatanen Lun 1 Sep - 12:10
misaotra am ilay sary bobaka e! izay mbola manana sary hafa dia raisina an tanan droa e! sarin yves/rado/ ilay equipage feminin anay tam asa tana 2007 reny koa sao misy manana o! manangona sary mitsy zay io
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Ari Vatanen Ven 5 Sep - 14:40
Mikkah a écrit:
Dear Ari nga ts anao @ rallye TOuTAL
ny congé azoko lesy vendredi fotsiny dia manjary manao kitoatoa raha tsy ampy reco dia aleo manotrona. miaraka mijery am so6 e!( sady ny enty manana kely mbô nisy lany nanamboarana an timon)
Nombre de messages: 1121 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: Ari Vatanen Ven 5 Sep - 14:42
Ari Vatanen a écrit: