Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: Ari Vatanen Mer 27 Aoû - 20:05
Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany.
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Ari Vatanen Jeu 28 Aoû - 15:17
misaotra betsaka e!!!!! ary ilay 205 T16 tam rallye safari du kenia io a! nahitako aventure maro io daba io!. zay lety efa nodépasser-ny pneu an io tany anaty special a! ni voilé ilay jantes dia namoha goujon. apres pont gino tonga dia nitrosona ilay daba dia lasa ilay pneu..... tsitako izay nalehan ilay izy dia nanotaniako ilay tambanivohitra dia natorony hoe riiiiiiiii ilay izy e! nojereko, ni flotte teo ampovoan ny dobon olona, tsy ankanala kiraro sy akanjo zany fa toundé nisaute naka ilay izy. otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Ari Vatanen Jeu 28 Aoû - 19:25
Ary ataon'lisany inona daolo lty reo daba prépaka eo tanàna ireo. Aleo le 205 io mba lakon'ny bandy ndray fa otran tsy misy mtondra tsony izy vo niova golf lisany
Nombre de messages: 1260 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: Ari Vatanen Ven 29 Aoû - 12:10
kirikou54 a écrit:
Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany.
mba ho ento lesy ry ari i timon am samedi d mba misy type 1 efatra no mba alaina sary an Sa mbola tsy vita ny 4 corps? Mbo maka sary daholo d samia mieritreritra ny anarana atao am ry type 1 avy ary é. Timon zany efa misy. Pumba ny ataoko anarany ny ahy zany.
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Ari Vatanen Ven 29 Aoû - 12:20
irina a écrit:
kirikou54 a écrit:
Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany.
mba ho ento lesy ry ari i timon am samedi d mba misy type 1 efatra no mba alaina sary an Sa mbola tsy vita ny 4 corps? Mbo maka sary daholo d samia mieritreritra ny anarana atao am ry type 1 avy ary é. Timon zany efa misy. Pumba ny ataoko anarany ny ahy zany.
:vvk:efa mivavaka mafy mihitsy aho fa any am Pouty ny fanalahidiny!
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Ari Vatanen Lun 1 Sep - 10:27
Ari Vatanen a écrit:
misaotra betsaka e!!!!! ary ilay 205 T16 tam rallye safari du kenia io a! nahitako aventure maro io daba io!. zay lety efa nodépasser-ny pneu an io tany anaty special a! ni voilé ilay jantes dia namoha goujon. apres pont gino tonga dia nitrosona ilay daba dia lasa ilay pneu..... tsitako izay nalehan ilay izy dia nanotaniako ilay tambanivohitra dia natorony hoe riiiiiiiii ilay izy e! nojereko, ni flotte teo ampovoan ny dobon olona, tsy ankanala kiraro sy akanjo zany fa toundé nisaute naka ilay izy. otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy
efa tandra vadikoditra am tsika mitsy angamba ity lasa foza orana ty fa efa tany am so6 control dia mbola niosom-bovoka ihany. tsy koi zany e! ao anatin ny ambiance daholo reny.