Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 
 Ari Vatanen

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant
AuteurMessage
Dzaomalaza
wrc
wrc

Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Mer 30 Juil - 20:16

admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB

Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Jeu 31 Juil - 10:18

Nerone a écrit:
admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very?

Very aôna le? scratch scratch

Tsy mialon-jafy ngeh ny ekipa e!!! sady mba misy namana koa i Henitsoa amin'zay fa lery koh pizôt manko lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
irina
wrc
wrc

Nombre de messages: 1172
Date d'inscription: 17/06/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Jeu 31 Juil - 10:22

Nerone a écrit:
admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very?

Salut Ner'1. Admis foana lesy na very aza lé vam. Fa ny tsy azk oe ver aon ? Nisy nindrana v sa nisy nangalatra lé? lol!
Ny tena izy d mbola eo ampieritreretana ny anaovana ny club mits tsik zao.
Zala Mada cox lo ef lasa lavitra fa azo alaina tahaka ny fahombiazany ry zala.
Ny club golf no vo crééna, d atao ao daholo ny génération MK rehetra.
Ny hevitry ny maro no mahatakadavitra hono ka ndao hifanampy ary. afro
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB

Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Jeu 31 Juil - 10:30

ny MK2 koa efa manana club zao ka! fa ny MK1 sisa no tsy manana! mila mihetsika lisany zany
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
irina
wrc
wrc

Nombre de messages: 1172
Date d'inscription: 17/06/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Jeu 31 Juil - 10:41

Tsi2 a écrit:
ny MK2 koa efa manana club zao ka! fa ny MK1 sisa no tsy manana! mila mihetsika lisany zany

Tena mbola tsy kopy an lé club MK2 za ra Tsi² lé.
Eny é azo ampiarahana lé iz ka.
Fa ameo soupapa any am lisany any ar momba² lé statut indrindra². afro
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc

Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Jeu 31 Juil - 21:10

Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
GrB
GrB

Nombre de messages: 1324
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Ven 1 Aoû - 9:38

Nerone a écrit:
Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad

bienvenue nerone! (mp pour drift control Wink)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
TsitsiGalli
GrB
GrB

Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Ven 1 Aoû - 9:47

Nerone a écrit:
Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad

Mba hafa indray lesy zany kle!!! f'angah lety le pseudo préparateur tsy fantatra na hoe tsy hita ny toerana fiasany? sa natao par correspondance zany??

type 1 tsy naneno 5 taona zany ve lety tsy efa lasan'i Kary??
scratch scratch
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Dzaomalaza
wrc
wrc

Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Ven 1 Aoû - 21:30

nirina58 a écrit:
nerone! (mp pour drift control Wink)
Ok lesy

Tsi2 a écrit:
Mba hafa indray lesy zany kle!!! f'angah lety le pseudo préparateur tsy fantatra na hoe tsy hita ny toerana fiasany? sa natao par correspondance zany??

type 1 tsy naneno 5 taona zany ve lety tsy efa lasan'i Kary??

Efa nisy ihany nanenjehana azy dia efa nanaiky namerimbola izy sainy 50 mil isak ny mfanena ny omeny d tsy hita zay hanaovana azy sady lery tena bandy akama (taloha)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
irina
wrc
wrc

Nombre de messages: 1172
Date d'inscription: 17/06/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Lun 4 Aoû - 12:20

Nerone a écrit:
Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad

Firy lesy ny n° anzany fa saody ilay lasa aty aminay? lol!
Mba enjana kosa lesy izany hoe nalefa préparena d tsitapopoka (porté disparu : film b zany)
dia nanjavona atramin'ny lé pseudo v? afro
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB

Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Lun 4 Aoû - 13:20

Sô d mba le Type 1 tao Antaninandro tokoa lety zany? tao akaikin'ny Fiangonana Andravohangy Fivavahana tao manko nisy type 1 efa nisy arceau nitsidrahaka fotsiny tao!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Dzaomalaza
wrc
wrc

Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Lun 4 Aoû - 19:20

Kopy elà, izy indrindra,
Dia tam voalohany aho naika haka an le vam tao dia nolazaina hoe masiaka be le tompon'le toerana dia tsy tafiditra ao raha tsy miarak'am le bandy dia aveo niverenako tao dia tsy tao tsony le izy,
Ny ligne 4dans 1 sy ny poulie réglable ary ny arbre à came Shrik efa napetany tamina GTI hafa Crying or Very sad
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB

Nombre de messages: 2611
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Lun 4 Aoû - 20:00

Nerone a écrit:
Kopy elà, izy indrindra,
Dia tam voalohany aho naika haka an le vam tao dia nolazaina hoe masiaka be le tompon'le toerana dia tsy tafiditra ao raha tsy miarak'am le bandy dia aveo niverenako tao dia tsy tao tsony le izy,
Ny ligne 4dans 1 sy ny poulie réglable ary ny arbre à came Shrik efa napetany tamina GTI hafa Crying or Very sad

Iza ary izany prépa izany fa tena manambotra mihintsy lery izany !! trop kosa izany Mad Mad Mad
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc

Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Lun 4 Aoû - 20:09

2 numéros no possible napetany taminy 1479TP na 4145TL, fa tsy hay raha nahazo paps hafa izy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB

Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Ari Vatanen   Mar 5 Aoû - 9:55

Tena efa naheno resaka bobaka momban'iny ah ry baina ary zà koh aza efa anisany saika hividy an'iny tamin'izany andro izany!
fa bizna b nanaraka ny arabe mihitsy iny!
taty aorina le izy hitanay notaritina d neverinay fa nalainy ny tompony (repere logo ASACM eo @ fitaratra aorina). hay kay zany tsy le tompony no nahazo azy.
Taty aorina dia ny nisy feo nandeha mihitsy hoe efa vita total le vam ary bandy hafa mihitsy no nahazo azy fa tsy nesoriny hono ny arceau.

Gravy ihany le fikan'le prepa alou ra zany kle!!!! tena trop
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
 
Ari Vatanen

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 2 sur 6Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6  Suivant

 Sujets similaires

-
» a bord avec vatanen
» PIKES PEAK 1987 - Audi S1 vs Peugeot 205 T16 - ARI VATANEN
» Interview exclusive d'Ari Vatanen sur Rallygasy
» ARI VATANEN 205 T16 AU WRC2007.Portugal SuperStage.GroupB
» crash vatanen tour de corse irc 2011

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: Présentation des nouveaux membres-