Mampita ny message avy any @ fédé taorian'ny fivoriana niaraka tamin'ny pdt des clubs sy/na représentant: raikitra ny 25- 26-27 Nov 2011 ny RIM, manentana antsika rehetra ny fédé mba hifanolo-tanana satria dia ho "fièreté nationale" ho antsika io RIM io, isika Malagasy rehetra no hotsarain'ny FIA Afrique eo. Zaraintsika eto ny fangatahana napetraky ny fédé eo anivon'ny club tsirairay kanefa ihany koa eo amintsika passioné sy te-hanandratra avo ity sport auto akafizintsika ity, mila tonnelle maro maro isika izay manana disponible satria ny refueling zone dia tsy maintsy "sous couvert" daholo ny vam, santionany izany, fa maro dia maro no mety afaka mba hifanampiantsika rehetra e! indramintsika eto ny slogan an'i rallygasy hoe "partageons la passion".