Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: Conrad et Whyte, out of Rwanda but in Madagascar? Mar 4 Oct - 10:42
ny ho champion aloha mazava fa i rauten sy whyte no hiady fa par contre ny place vice champion no tsara jerena koa raha toa ka lasan'ny rauten ny championnat satria raha voalohany i joda ka tsy tafiditra ao anatin'ny 3 premier i whyte mety hafahafa ny calcul nefa i Freddy tsy azo ignorer-na sy izay afrikanina hafa ho avy eo (dethise - ry bukera ry fredddy ........... ) mbola afaka miady vice champion daholo ireo mathematiquement donc
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Conrad et Whyte, out of Rwanda but in Madagascar? Mar 4 Oct - 11:16
Hirvo a écrit:
ny ho champion aloha mazava fa i rauten sy whyte no hiady fa par contre ny place vice champion no tsara jerena koa raha toa ka lasan'ny rauten ny championnat satria raha voalohany i joda ka tsy tafiditra ao anatin'ny 3 premier i whyte mety hafahafa ny calcul nefa i Freddy tsy azo ignorer-na sy izay afrikanina hafa ho avy eo (dethise - ry bukera ry fredddy ........... ) mbola afaka miady vice champion daholo ireo mathematiquement donc
le principe est que seuls les 6 meilleurs resultats sur les 8 manches sont retenus (avec au moins 2 manches chacunes pour les conférences sud et Nord)
hatreto efa nanao 6 manches i Whyte dia 5 i Rautenbach.
points avant Mada Conrad 25 + 25 + 25 + 18 + X + 12 X = 105 Whyte 18 + 15 + 18 + 25 + 0 + 18 + X = 94 Joda X + X + X + 15 + X + 25 + 25 = 65
entre Conrad et Whyte si Whyte gagne et Conrad abandonne Conrad = 105 Whyte = 119 (esorina ny plus mauvais resultats 15 en Afrique du sud) => 119 - 15 = 104 Whyte toujours devant
entre Joda et Whyte si Joda gagne et whyte abandonne (raha ho avy lery) Joda = 65 +25 = 90 Whyte = 94 (ts'isy mauvais resultat esorina)
voilààààà justement!!
Fa na ho avy ry zalahy na tsy ho avy milay foana io e!
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: Conrad et Whyte, out of Rwanda but in Madagascar? Mer 5 Oct - 13:25
Pour le spectacle alou de irariana mintsy ny hatongavan-dry zala eto e Ary na ny mpanamory eto an-toerana koa aza mety betsaka no maniry hifampitsako @ favoris avy any ivelany
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Conrad et Whyte, out of Rwanda but in Madagascar? Mer 5 Oct - 18:02
bibill a écrit:
Pour le spectacle alou de irariana mintsy ny hatongavan-dry zala eto e Ary na ny mpanamory eto an-toerana koa aza mety betsaka no maniry hifampitsako @ favoris avy any ivelany
zay alou de marina fa tsy maints efa henon lerony ian ko ny zava-misy eto momba n pilote eto , fa mbola tsy ampy an lerony tsara reny tany afrika reny fambola mila mihina-mbovoka gasy kely ian r zalah kah