Bravo dwl les deux équipages Vu sur le mur de Freddy , Yachine champion ARC copi Mba omeo hoe zalah ny classement ARC avt Mada mba anaovana probabilité eto
Champion d'Afrique de l'Est EARC!!! fa milay foana izany e!!!
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Tena mafonja ny résultats an-dry zalahy fa enga anie mba torak'izay koa ny fandraisana azy fa ilay après Tanzanie otran'ny mampalahelo fa maivana kely zany a

Tena marina mihitsy fa lé fanjakana mihitsy no tokony hieritreritra fa tsy izay resy lava foana no tohanany
aza be kotaba eo elah r Kosmaso fa miakara elah aty manampy mitsena an lerony ko e ; sady taiza lisany no nahita oe oul efa mahavita tena ko mbola hampina ndray