K'aiza daholo indray e
Ny vokatra moa dia toy izao: nanao manche qualif i Jao ny Asabotsy hariva dia il a terminé 19ème à 15 secondes du dernier qualifié (c'est-à dire le 18ème)

.Nisy pool roa satria maro ireo mpandray anjara (tsy latsaky 60 teo ho eo) ka ny 18 isaky ny pool no mi-acceder direct @ manches
Nanao ny LCQ (last chance qualifying na manche de repêchage) lery avy eo dia tsy tafa ihany koa.
Ny commentaire an'ny dadany aloha dia hoe: tena avo dia avo ny niveau mondial, mbola mila mikotrana be mihitsy ny malagasy.
Experience tsara hoantsika ny natao satria nahitana hoe ahoana ny niveau antsika par rapport @ hafa.
Pour info, ity misy resultat kely:
1-Savatgy (USA) / 2- Seewer (SUISSE) / 3- Alldredge (USA)
Enga anie ka mba hitohy ny kotrana sy ny ezaka, dia izy telo lahy @ sary ireo indray no ho handray anjara any Bulgarie @ herintaona

ary enga anie ka hanao tsaratsara kokoa.