Nombre de messages: 8 Localisation: Madagascar Date d'inscription: 23/02/2011
Sujet: Mistral alias Por Ven 29 Juil - 18:08
Miarahaba antsika rehetra e, i Andry zany no tena anarako fa "por" no ahalalan'ny olona ana matetika Mpankafy "sport auto - moto" amin'ny lafiny rehetra, efa nanao run scoot iany fa tamin'ny taona 2008 dé zao lasa passioné ana vam. Milalao RBR iany koa na tsy dia mahay aza. Mirevy Peugeot iany koa, krkrkr Akaman'i Beelaba (niara nilalao colin 2 taloha teny Ambondrona... ) dia mba manantena fa ho TONGASOA e!