Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 306 s16 bv6 Ven 22 Juil - 0:20
300 km à peine dia tapaka courroi de distribution,kivy tanteraka ny tompony fa dia tsy nana tsafidy akotrany manamboatra!! P.S:récapitulation zany ty miainga ty zareo a Marihana fa tena hiver mois de janvier teo zany izy io zay tena frizzz b
Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 306 s16 bv6 Ven 22 Juil - 0:31
Refa nalana ny motera dia,zany hoe le motera tao anaty 205 gti RS zany no natao tao anatiny le 306 satria efa niakatra loatra ny frais teto! -volant moteur allégé -embrayage omp 4 patins -injecteurs saab T16 -reprogrammation boitier avec rupture à 8000 tr -culasse retravaillée -Arbres à came 13,5mm izay raha tsy diso za fa efa ela koa mantsy le montage -ligne omp grN 55mm
Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 306 s16 bv6 Dim 24 Juil - 15:04
Herjo a écrit:
De efa mandeha ve zany le vam? Efa nisy passage au banc, sa estimer-na firy ch eo ho eo? Misaotra aloha mizara eto hatrany e!
efa mandeha le izy ka,fa saingy mbola tsy au point tsara, otrany pblm calage AAC angamba dia mécanisme d'embrayage d'origine koa otrany tsy compatible @ le 4 patins omp angamba ! mbola tsy misy passage fa tokony ho avy tsy ho ela
Nombre de messages: 263 Date d'inscription: 21/02/2008
Sujet: Re: 306 s16 bv6 Jeu 6 Oct - 12:08
Milay zany rasso zany an! Fa tena mivoaka tsara ny PTS noires Fa rabaissée firy lty izy zany no toa mikasoka ny lohany? Inona ny amortos sy ressort? Misy test @ ireo 205 reo ve any? Mba asio vids miaraka @ descriptions configs fiara rehetra ahitana ny resultn'ny prépa raha mety. Edit: 205 16 no resahiko fa tsy 205 T an!
306 s16 bv6
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum