Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: WTCC Mar 17 Juin - 0:24
ahoana io jeux iray io ry zalah??? tena finaritra rehefa avy nahavita course iray fa milay lé izy misaotra an'soafahana tamin'lé izy. Tena mbola vao mitady an'lé réglages am'lé izy zao familay kah Lé en réseau nanadrana za fa otran 'ny plante lé serveur dé tsy tafiditra za
Nombre de messages: 2742 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: WTCC Mar 17 Juin - 9:57
tratran'ny virus WTCC an tena milay ilay réalisme son an sady refa mahita trajectoire sy freinage de tena ok indrindra rehefa miady Mini cooper na ilay seat oka fotsiny
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: WTCC Mar 17 Juin - 15:36
Bon WTCC zany dia jeux de simulation ihany fa sur circuit io. Il reprend le championnat WTCC (véhicule de tourisme) 2006. Ny fiara hita ao dia ny BMW, ALFA, CHEVROLET, 407, HONDA... misy koa ny cup mini austin ary ny WTCC 87 (BMW m3 sy alfa taloha). Ny circuit dia modelisation ana circuit tena izy ihany kouh. Efa nivoaka koa anefa ny RACE07 izay evolution anio RACE WTCC io fa lé 07 misy plus 300 véhicules hono (izay lé izy ra nirina 58) . Tsara manao MAJ tsika ra soafahana. Ny mode en ligne no tena interressant aminy anefa (na dia mbola tsy nandramana aza ) satria miaraka sur piste daholo ny olona rehetra. Afaka mifanena ao zany tsika rehetra. Tsara andramantsika io mode en ligne. Comme toute simulation dia ny volant ihany koa no tena interressant aminy fa ny prise en main volant otran tsotra noho ny RBR ny fahitako azy.
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: WTCC Mar 17 Juin - 15:58
Ity ny momba an'eo jeux ray eo! http://www.gamekult.com/tout/jeux/fiches/J000082129_test.html
Misy koa hoe GTR2/ Grand Prix legends/ GT Legends / Rfactor sns...
Fa ny hitako hoe tena MASAKA be dia ilay GRID: misy partie spéciale an'ilay jeu dia :drift masiaka be noho atao ao... Version demo ihany noho ato fa tena efa trop be ! na ny graphisme tena....grave be
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: WTCC Mar 17 Juin - 16:08
io grid io vé tsy maka ressources bé lé?? efa nametraka an'lé colin dirt teo am Pc-ako za manko fa tsy tafa mintsy raha tsy config tena henjana b trop. (Mon pc = C2D avec graphik Gforce 7300 PCi EXpress 256 + 1 Go RAM nefa mbola lent bé am'lé jeux) ---> Inona lesy ny config am'lé grid.
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: WTCC Mar 17 Juin - 16:27
Henintsoa a écrit:
io grid io vé tsy maka ressources bé lé?? efa nametraka an'lé colin dirt teo am Pc-ako za manko fa tsy tafa mintsy raha tsy config tena henjana b trop. (Mon pc = C2D avec graphik Gforce 7300 PCi EXpress 256 + 1 Go RAM nefa mbola lent bé am'lé jeux) ---> Inona lesy ny config am'lé grid.
Tena mavesatra ilay izy c'est clair! Ny détails sns tsy maintsy niveau bas zany... http://www.racedrivergrid.com/?territory=EnglishUK#/overview/ Eo dirt eo mbola tsy hitako.
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: WTCC Ven 28 Nov - 8:36
nanao session kely WTCC sur G25 tany am'prez omaly fa tena milay B lé izy zalah aaa kozy éé!!! style hafa lé izy fa tsara andramana surtout raha volant G25. Eritrereto angé am'06 io hoe en réseau ny PC 10 miaraka Gvints D miaraka mifankahita sur piste eo
nirina58>> zay mbola lé mode novice vao nanao fa tsy sahy an'lé mode pro vao manombok zany hihihihi
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: WTCC Ven 28 Nov - 13:44

ilay Tarmac anie dadatoa no olana @tsika malagasy e !!!! ...tena tsy tafa mintsy vao mahitan'lé làlana goudron mainty ngiroka be !!!! Za perso alony tena tsizy mintsy @ io taranja ray io e !!!
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: WTCC Sam 29 Nov - 6:53
ho anareo izay tena manakfia ny tarmac sy ny jeu de simulation miaraka aminy ( wtcc, rfactor, gtr2, LFS ..sns..) dia ity misy dite du genre rallyesim fanaovana champ online raha mazoto maisany!! misy F1 ko ary ao !