Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 3eme manche SRK / ...!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2, 3 ... 8 ... 16  Suivant
AuteurMessage
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: 3eme manche SRK / ...!   Sam 14 Juin - 11:57

ny vaovao reko aloha hatreto tsy haiko ny fahamarinany dia : lasan i Ice Man ny Subaru an i KOPELA dia ilay Nissan Ice Man lasan i Kopela....
Roi lion sur golf ex Guerrier
Wait and see.
" anosy, anareo ny fitenenana"

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Dim 15 Juin - 12:13

Dia misaotra anao namana Ari Vatanen nanome ny fitenenana aty ndray tongue
Ny azo ambara alou hatreto dia efa ela ihany koa ny nahenoana fa hiazakazaka @ golf ex-Guerrier ny liona, nefa h@ zao tsy mbola hita, ka @ ty 3eme manche ty zany no asa raha ho raikitra na aona Rolling Eyes
Fa raha marina koa ny hoe lasan'i Ice Man ny Sub, de mety ho raharaha ihany fa zay vo tena hisy bousculade ny 1er, 2eme, ary ny 3eme place Twisted Evil
Zay ndray alou no azo ambara hatreto fa dia omena anareo mandende any ndray ny fitenenana rendeer
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 2745
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Dim 15 Juin - 17:31

Misaotra anareo rehetra avy any @ faritra misy anareo any mampita vaovao fa aty @ faritra misy anay dia naheno fa toa hiova ny copil any Rasissy fa mety iray efa matianina no hisolo toerana any ilay teo alohaary inona fa mety ho henjana tokoa nhy lalao satria malaza fa conduite 60% à vue no nataony teo aloha fa dia efa mety ho tsara kokoa izany fotoana ho vitany.
Izay indray ary aloha fa dia averina eny anosy indray ny fitenenana fa miditra eto ihany rehefa mahazo vaovao fa dia...

ANOSY ANAREO
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
KGB MAX
M12
M12


Nombre de messages: 395
Date d'inscription: 26/07/2006

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Dim 15 Juin - 21:19

eny ary, eto Anosy moa zany tsy dia misy ambara firy fa ny sion-dresaka koa no miely oé amidy hono lé toyota an'i Mickael fa itondra Subaru hono izy .izay iany aloha ngamba no azo ambara fa aleo alefa any @ faritra hafa ndray ny fitenenana, His Master......... ra efa vonona ao ianao dia ......tonga dé mitenena........ Very Happy bip bip Mad Mad
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Dim 15 Juin - 21:49

Saotra anao namana KGB, ny aty moa dia siosion-dresaka ihany ihany no re fa dia i Cri koa hono tsy dia mazoto intsony ka dia efa maro ireo mijery ny fiarany amin'izao Rolling Eyes Averina eny Anosy ny fitenenana, anareo....

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
doudoute
Invité



MessageSujet: news pour la 3EME MANCHE   Dim 15 Juin - 23:19

Salut salut tout le monde.. effectivement, KOPELA a pris la nissan de mamy kely c'est confirmé et de source sure.. nouveau combat dans le clan des soubs Twisted Evil ... Sinon moi aussi je ne cesse d'entendre des rumeurs sur SISSI qui a l'intention de changer de copi et opter pour le grand TEDDY RAHAMEFY... info ou intok confused
Quoi qu'il en soit la prochaine manche promet... spectacle garanti..........
Revenir en haut Aller en bas
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Dim 15 Juin - 23:49

i cri aotr'any te hisolo daba ny tena izy. Zay ny lazainy!
Misy possibilités hoe Ford Cosworth anao rallye koa... hono!!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 2745
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 0:13

doudoute a écrit:
Salut salut tout le monde.. effectivement, KOPELA a pris la nissan de mamy kely c'est confirmé et de source sure.. nouveau combat dans le clan des soubs Twisted Evil ... Sinon moi aussi je ne cesse d'entendre des rumeurs sur SISSI qui a l'intention de changer de copi et opter pour le grand TEDDY RAHAMEFY... info ou intok confused
Quoi qu'il en soit la prochaine manche promet... spectacle garanti..........


Allo allo anosy tena efa mande mivantana @ RFI ity radio ntsika ity fa marina fa hi Teddy hono no ho raisiny Sissi copilote fa izay indray aloha fa henoy ihany ny BBC sy CNN fa sao misy vavao @ teny anglisy

Anosy anareo
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Bigbang
GrB
GrB


Nombre de messages: 1829
Age: 30
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 9:57

nirina58 a écrit:
i cri aotr'any te hisolo daba ny tena izy. Zay ny lazainy!
Misy possibilités hoe Ford Cosworth anao rallye koa... hono!!!



ra za izy atao otran'lay skin efa nataoko ao
sa aona ry team so6??? lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
r@loum
wrc
wrc


Nombre de messages: 797
Date d'inscription: 24/04/2008

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 10:30

ARY AIZA METY PARCOURS @TY SRK ITY!!
MBOLA ANY ARIVONIMAMY IHANY VE????????????????????? affraid affraid

bounce bounce bounce bounce bounce
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
RNM
Invité



MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 10:48

misaotra anareo avy any anosy nanome ny antenne eto am 99.3Mhz Ny vaovao renay aty moa izany dia toa hanaraka ny dian ry zalahy golf nivadika subaru toa an i Joda/hery be/cri/dahery/rila koa i Yves sy Pops. Izay aloha no azo ambara hatreto fa averiany any anosy ny fitenenana fa miditra mivantana ihany ihany izahay refa misy vao² hafa.
ANOSY ANAREO
Revenir en haut Aller en bas
mik-mak
wrc
wrc


Nombre de messages: 1135
Localisation: Ambanitsena
Date d'inscription: 26/04/2008

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 11:58

Ono Ono Rallye SRK!!!
otrany to id t@rallye asacm iany ny parcours donc tsisy cote arivonimamo tsony... fa ny PC tian'zareo atao any Imer'ts d ts mbol sur lou atram'zao satri misy maromaro no ts dacor!!!
... Manjakandriana - Ambatomanga - pk29.5 - anjeva ... d mety isy e.s vao2 fa ts ay oe mbol aiza...
Akotr'zay, e.s pk29.5 misy by night!!!

Ny mpanamory rehetra ko ono zany mba maniry oe ts mbo coupe brik lol! lol! lol! intsony ono ny @ti, satri ts motiver ny mpanamory sasany....

zay sy zay alou ny VAOVAO NY MARAINA
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 857
Localisation: Iarivo
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 12:28

MAX a écrit:
ny sion-dresaka koa no miely oé amidy hono lé toyota an'i Mickael fa itondra Subaru hono izy .Mad Mad


Tokony mba miketrika fiara afa @zay koa ny gasy fa tsy dia lasa sub daholo e!! Sad ...lasa chalenge subaru ity raha izao no mitohy!!...milay iery zao raha mb a misy evo7 na evo8 et pk pas evo9????lol Laughing Laughing king
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: rallye   Lun 16 Juin - 13:15

tsy milay kosa aloha izany coupe briky zany, rehefa tsy misy sôsy zaraina ihany tsy aleo kosa ve ny coupe mba atao milay. danz be aloha ilay radio fa ahitana vaovao mihintsy, iza izany no nividy ireo sub conduite à droite Question Question Question
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: 3eme manche SRK / ...!   Lun 16 Juin - 14:43

Hirvo a écrit:
tsy milay kosa aloha izany coupe briky zany, rehefa tsy misy sôsy zaraina ihany tsy aleo kosa ve ny coupe mba atao milay. danz be aloha ilay radio fa ahitana vaovao mihintsy, iza izany no nividy ireo sub conduite à droite Question Question Question

mbola any amin dry zalahy any ny sub conduite a droite fa ny iray toa efa voavadika conduite a gauche.
ny blem aty amintsyka anie ilay pieces détachées e! ny sub zao no manomboka be pieces. sao manko hanao otran ilay vam iray zay, Bombe be ilay izy nefa simba ilay izy roa taona mbola tsy nahazoana pièces ihany

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

3eme manche SRK / ...!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 16Aller à la page : 1, 2, 3 ... 8 ... 16  Suivant

 Sujets similaires

-
» 14-15-16/04/2011 - 3eme Manche - Pays Bas - ASSEN
» Mouchamps 3ème manche Servary Juniors
» 3ème manche du championnat des runs de Madagascar
» 3eme manche du trophé fox
» 3eme manche SRK / ...!

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-