Za mbola vahiny eto @ forum. Manana golt type 1 phase 1 hatsaraina @zao vacances zao ny ankizy. Faly be nahity ity ka misaotra ny mpikarakara. Carros, joint-na fitaratra, accessoire-na varavarana no blem. Ny reservoir koa tsy dorigine intsony fa nisy nilaiso t@ restauration voalohany.
Ny tena souci-ko dia rehefa alana ve ny para brise desimba ny joint,de mahita solony ve?
Te andefa sary za fa ohatra ny tsy mety
Zay aloha fa @ manaraka