Nombre de messages: 1171 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: sary insolites na crash Mar 16 Sep - 12:06
Ty ry zalah misy sary tamin'izany andro izany. Dongombato tany ambalavao tsieni paris an. Entre ambalavo sy ihosy no nahitako anio vato io. Fidinana hifatrarany izay tsisy frein na tsy tafavily a droite intsony raha avy any ihosy ho any ambalavao.
Nombre de messages: 1171 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: sary insolites na crash Mar 16 Sep - 12:22
inty ndr1 ao ambalavao mihintsy. Midika fa milay b ny rallye tany amin'iny toherana iny tamin'izany andro fahiny izany an. Ny bar avy ko lasa rallye ny anarany .
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: sary insolites na crash Ven 10 Oct - 16:26
misaotra e! misaotra indrindra tompoko! tam io rallye io zay nahavoa temps ana subaru anakiroa a! avec une M10 ary bôgosy ihany nge lé 205 zany e! mbola misaotra foana o! fa maninona no natao aty am sary insolite sy crash???
Nombre de messages: 1171 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: sary insolites na crash Ven 10 Oct - 16:45
Ari Vatanen a écrit:
misaotra e! misaotra indrindra tompoko! tam io rallye io zay nahavoa temps ana subaru anakiroa a! avec une M10 ary bôgosy ihany nge lé 205 zany e! mbola misaotra foana o! fa maninona no natao aty am sary insolite sy crash???
Ka tsy insolites v ireo sary ireo é? Na lé vam na lé kopil efa tsy nanao saison 2008 tson. Nefa tandem de choc b. Maharesy subaka foana