Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Rallye Cote d'Ivoire Mer 11 Juin - 16:53
Ity zalah misy liens izay misy ny momba ny rallye any Cote d'Ivoire any: http://www.pages.over-blog.com
Marihina fa ilay EVO 6 etin'i Eric sy Chantal Pagès ilay mety hi-courir aty amintsika @ saison 2009. Izy roa moa dia hanatrika manche iray en tant que spect @ volana Octobre. Ilay Soumaoro Moriféré kosa efa mba nanipy resaka taty ihany t@ erintaona hoe mety hijery aty @ ity taona ity.
Za manokana mijery ilay rallye zareo: tena vitsy ny participants fa ny fiara dia enjana daholo.
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Rallye Cote d'Ivoire Jeu 17 Juil - 9:33
His a écrit:
Ity zalah misy liens izay misy ny momba ny rallye any Cote d'Ivoire any: http://www.pages.over-blog.com
Marihina fa ilay EVO 6 etin'i Eric sy Chantal Pagès ilay mety hi-courir aty amintsika @ saison 2009. Izy roa moa dia hanatrika manche iray en tant que spect @ volana Octobre. Ilay Soumaoro Moriféré kosa efa mba nanipy resaka taty ihany t@ erintaona hoe mety hijery aty @ ity taona ity.
Za manokana mijery ilay rallye zareo: tena vitsy ny participants fa ny fiara dia enjana daholo.
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Rallye Cote d'Ivoire Jeu 17 Juil - 13:54
efa niresaka foana zay sy ilay bandy Pages eo t'@ ty semaine ty! Enjana koa ny Mitsu an'i lery an... Sady lery masaky be! Zany hoe za koa aloha dia Mitsu noho tena tiako e... na dia ampijaliny ao e