Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Mrallye Mar 7 Juin - 11:31
fa misy bug kely tsy azoko ty
misy "notification" milaza fa misy nouveau message ao @ ty rubrique ty
dia miditra ao @ ilay sous rubrique "team " aho dia ilay hoe sous sous rubrique "team O ." noho misy notification hoe misy message vao²
dia refa hidirana ilay sous sous rubrique "team O ." dia tsy misy tsony ilay notification nefa raha miverina any @ accueil mrallye dia mbola ao ilay notification "message non lu"
questions: - misy sous rubrique caché "rondpoint ment votre" ve dia satria izaho tsy tafiditra any dia izay noho mahatonga ilay notification - izaho irery ve no tratrany -tsy dia grave ilay izy fa sinon Dadah master inona ny tokony hanalana azy ??