Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Rallye Dzama Sport 2008 Lun 2 Juin - 22:49
Ny rally Dzama izany dia efa ao @ Rallyesim du 09/06 au 15/06 fa ny blem dia tsy ao ny roadbook koa tsy fantatro raha nisy fanovana ilay proposition natao t@ Beels sa iny no izy .
Beels---= mba mila valiny hahafahana manao roadbook ato @ forum sy hanombohana reco .....misaotra tompoko tapitra
Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
Sujet: Re: Rallye Dzama Sport 2008 Jeu 5 Juin - 1:01
Miala tsiny ry zala fa lay roadbook nalefanareo efa nampidirina ao anaty serveur dia tsy vita tsony ny manova ny meteo. Mba mety hisy suspense kokoa am ty.
_________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online.