Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 DZAMA SPORT 2008

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: DZAMA SPORT 2008   Lun 2 Juin - 11:44

mahafinaritra fa vita tsara ny rallyeDZAMA 08, fa fanamarihana kely fotsiny, momba ilay SS amin'ny alina no tokony asiana fanaraha-maso ny sécurité na raha tsy izany dia aleo tsy asiana raha mananosarotra ny sécurisation ny concurrent satria zavatra tsy misy dikany dia mahatonga dégats betsaka, tsy dia tsara ho an'ny sport e!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
mpakafy
Invité



MessageSujet: Re: DZAMA SPORT 2008   Lun 2 Juin - 18:46

Tena marina mihitsy izany tenenin'i Hirvo zany! Mampalaelo ilay fisainana ohatran'ireny. Tokony tena hamafisina ilay resaka securite satria ny ry zalahy mande mafy (normal satria rallye) dia nefa misy vato tampoka eny @ lalana. Amzay hono toa hoe 2 rangees mihitsy. Ry vazaha aza hono ny sabotsy andro atoandro be izao no misy manoraka vato affraid !!! Mila miezaka kely angamba ny organisateurs @ ny rallye manaraka!

Felicitations aloha ho an'ireo tonga e!
Revenir en haut Aller en bas
Bita 57
Invité



MessageSujet: Re: DZAMA SPORT 2008   Mar 3 Juin - 20:27

Félicitation aloha ho an'ireo izay tonga h@ farany tamin'iny rallye dzama farany iny e. Nisinisy ihany aloha reo tsy tafa fa ny tena omeko voninkazo manokana de lay Poussy sy Bally nanao t@ citroen saxo. Toa bandy sambany vao nanao rallye reny bandy reny nefa tonga de nandray coupe 2ème t@ classe M10 e ! tao aorian'i Matthieu. Arabaina ry zalahy fa tena sambany teo @ rallye gasy angamba no nisy an'izany défi zany a. Nanaraka h@ voalohany ny tenanay fa aiza ve ka 31ème place ny vendredi nefa de lasa 12ème au classement général farany ! tena milay zany fiakarana zany a ! ny indro kely nefa de toa tsisy kozy afa-tsy ny fav ihany partout, ça s'arrose quand même !!!!
Revenir en haut Aller en bas
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: DZAMA SPORT 2008   Mer 4 Juin - 15:19

marina tokoa io fa niady bé daholo ny vam kely kely. Lasa bobaka bé kouh ry zalh dia mila miady bé vao mahazo classement fa tsy vitan'ny mandehadeha fotsiny. anisan'tena hiadivana ao zao ny M11 zé tena affraid . Ny fav ndray normal raha reny no tena misy resaka satria izy ..... fav lol!

_________________
"piso : mampivika isan'andro"
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

DZAMA SPORT 2008

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

 Sujets similaires

-
» EVO_10 TICKET PARIONS SPORT
» 1er Salon du Cirque Miniature Paris 2008 (2ème série)
» Rallye Dzama Sport 2008
» ASACM / DZAMA SPORT
» Rallye Dzama Sport ASACM 15 - 16 - 17 Juin 2007

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: mrallye-