Nombre de messages: 102 Age: 28 Localisation: Iarivo Jungle Date d'inscription: 25/03/2010
Sujet: Sujet vary @ anana sy kitoza Ven 22 Avr - 16:56
Aleo zalah sy zavavy mba hatao mifandraika tsara lé titre ana sujet eto sy lé resaka atao ao anatiny e na dia matsiro aza lé vary amin'anana sy kitoza.
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Sujet vary @ anana sy kitoza Mar 26 Avr - 9:54
ChrisJones a écrit:
Aleo zalah sy zavavy mba hatao mifandraika tsara lé titre ana sujet eto sy lé resaka atao ao anatiny e na dia matsiro aza lé vary amin'anana sy kitoza.
Nombre de messages: 102 Age: 28 Localisation: Iarivo Jungle Date d'inscription: 25/03/2010
Sujet: Re: Sujet vary @ anana sy kitoza Mar 26 Avr - 10:42
Pyhdidea a écrit:
ChrisJones a écrit:
Aleo zalah sy zavavy mba hatao mifandraika tsara lé titre ana sujet eto sy lé resaka atao ao anatiny e na dia matsiro aza lé vary amin'anana sy kitoza.
Fanina tanteraka lé olom-baovao e!
fa inn ndray no tsy azon lah ee
za lesy mahazo fa resaka fandaminana fotsiny e!!!!raha olom-baovao lou tena fanina tanteraka raha mitady sizé ato e!!!
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Sujet vary @ anana sy kitoza Mar 26 Avr - 10:52