Nombre de messages: 253 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
Sujet: Ho an'ny mpinana so6 rehetra. Dim 1 Juin - 21:18
Fa nareo v nanao kostami t@ lé pronostikanareo e! Même pas un pour sauver tous les autres. Ary mba teneno zay refa raikitra ny game fa hitondra moutarde za...à l'ancienne amzay masika tsara. Héhéhéhéhé... gaga eo bill! Felicitations ho an'izay tonga rehetra... Ary naninona tsara lé soi disant "roi de la glisse" fa tsy haiko ny tantara.
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Ho an'ny mpinana so6 rehetra. Dim 1 Juin - 21:50
attack du siècle vé??? pas sûr! izy aloha spectaculaire raha ny passage an'lery ééé tena henjana bé fa tsy efficace lé izy zany fa azo atao ihany izy "la glisse" tokoa aloha
Nombre de messages: 253 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
Sujet: re Lun 2 Juin - 23:28
za alou tsy nahita vontovorona ka zay no anontaniako, sinon tena "maniry" be aty amintsika kosa ny subaru an! nefa mbola misy M9 mampijaly ihany an... Fa nilay kosa alou iny rallye ASACM iny e! Pleins de rebondissements bdb sady nisy combat juska la mort mints...otran mba samy niezaka daolo kosa ny reetra
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: Ho an'ny mpinana so6 rehetra. Mar 3 Juin - 11:49
Sûrrrrrr mits zany ra fond de 6 a. ny azo amitinana azy D oe ny fiabilité sy ny pilôtage no tena rallye fa tsy ampy ny oé conduite sy puissance fotsiny. Ra za ra Laza amidiko in vam in D mividy Corolla za
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: Ho an'ny mpinana so6 rehetra. Mar 3 Juin - 11:56
fond_de_6 a écrit:
Fa nareo v nanao kostami t@ lé pronostikanareo e! Même pas un pour sauver tous les autres. Ary mba teneno zay refa raikitra ny game fa hitondra moutarde za...à l'ancienne amzay masika tsara. Héhéhéhéhé... gaga eo bill! Felicitations ho an'izay tonga rehetra... Ary naninona tsara lé soi disant "roi de la glisse" fa tsy haiko ny tantara.
Tsy aleo asina ndray @ WE io Sady mijery match de foot ndray é (Euro 2008) fa ambenatsika tsara i Bill