Nombre de messages: 8 Localisation: Planete Rallye Date d'inscription: 13/04/2011
Sujet: Re: Jaja Jeu 14 Avr - 12:25
Misaotra betsaka. Izaho moa indrisy aty am-pitan'dranomasina ka ianareo no antenaiko hizara ny hetsika eto, sady ohatran'toa mampisy fanantenàna be ny championnat amin'ity taona ity. Na dia ny fiara mpandray anjara fotsiny aza.
Alefa eto ihany ny sary sy vaovao avy aty. Efa mitombo ihany ny gasy mifanerasera aty amin'ny championnat de france, na mpanotrona izany na mpandray anjara.