Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: Re: Ames sensibles s'abstenir Mar 12 Avr - 23:29
Ny mety hoan équipage rehefa mandalo dia mi-agiter saucisse lav be fa mety tsy mahavita manonona note kosa aloha ilay copi mandra-paha e!! Na mivatsy mbola velona mihitsy dia rehefa mandalo dia akopakopaka ilay
Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: Ames sensibles s'abstenir Mer 13 Avr - 12:19
Mety tsy hisy effet lay izy satria au bout de 2 passages (de véhicules je précise) dia hiosombovoka tanteraka zareo ka tsy hoe reconnaissabe akory hoe 3L!
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Ames sensibles s'abstenir Mer 13 Avr - 12:27
M.n.R a écrit:
Mety tsy hisy effet lay izy satria au bout de 2 passages (de véhicules je précise) dia hiosombovoka tanteraka zareo ka tsy hoe reconnaissabe akory hoe 3L!