Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: STICKER TEAM SO6 Jeu 29 Mai - 10:50
Vita ny commande ry zalah fa nanao 10 aloha zà ho an'izay tratra antso sy handeh radem a!
20.000 fmg ny iray fa tonga d alohako daholo satria tsy maintsy henjehana ho vita radem dia radem zaraina e eo @ epingle Daddy!! Raha mety dia alefao eto daholo ny commanden'lisany mba hafahako tsara mametra ny isa farany.
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: STICKER TEAM SO6 Jeu 29 Mai - 11:13
merci tsi² an ny ahy 1 aloha
_________________ "piso : mampivika isan'andro"
RABIBS Invité
Sujet: STICKER TEAM SO6 Jeu 29 Mai - 12:03
salama daholo e, tena tsara mintsy le hevitra,fa ahoana ny atao raha mba te hahazo koa nefa tsy eny an toerana?ary tee shirt rallygasy ve mety mahazo koa?dia ohatrinona?ary ny stickers Mrallye ve misy koa?misaotra e!