Nisy poince kely ihany ny pronostic-kako , fa hoe subaru no lohalaharana ao @ ity, fa i Matio kosa tena enjana an! nefa 205!!milay eh! merçi lesy! @ le 205 nefa tafiditra 2eme!!! fa i Sissi sy dani ary Dahery mifanarakaraka foana ireo @ rallye tato ho ato !!! de rahoviana indray ny rallye manaraka !