| | PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
Piraty
Nombre de messages: 11 Date d'inscription: 27/05/2008
 | Sujet: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 10:22 | |
| Subaru WRX Sitraka Mitsubishi Laza Clio Dani Subaru wrx Dahery Toyota celica Mickaêl ----- ----- --- |
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 12:54 | |
| 1-Laza 2-Ice man 3-Toavina 4-Mathieu 5-Dany |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 14:35 | |
| Sahy kosa elah KGB mametraka an'i Twavn en 3e position ann !!!!!!  ...ny ahy: 1-Laza 2-Dany 3-Iceman na i mickael 4- izay tsy 3e eo.. 5- Matio |
|
 | |
r@loum wrc


Nombre de messages: 797 Date d'inscription: 24/04/2008
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 14:59 | |
| 1/Sitraka 2/Ice Man 3/Matio 4/Dany 5/Toavina  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 15:06 | |
| Ary misy² iany zany mahita an'i sisi aux avant postes zany ann!!!  ...ho hita eo ary!!fa za alony mino fa ho plus disputé ity rallye iray ity par rapport @sasany e!!...  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 15:21 | |
| Laza (hitandrina B amin'zay zao lery sady soif de victoire B ---> efa hendry tsra  ) Matio  (efa hitany amin'zay hoa ny possibilité an'lé fiara) Mickael Sissi Cri (si bonne préparation) Dany Mô huss  (attack attack B am'zay dia abandon ndray  ) Twavn zany mbola outsider fa tsy fantatra zay ataony ao zay aloha fa ho hita eo ndray ny ambiny _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 15:26 | |
| |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 16:17 | |
| Team Total v moa tsy mahita Sissi 1er foana eeeeeeeee Fany pronostic team  dia : - 1.Laza (bien sûr avec ce qu'il a fait en Sardaigne) - 2.Matio (satria mitovy @ mineshaft ny ss ny ankabehazany) - 3. Dany/Sissi Ilay Twavn mbola atahorako hanao "Toto la glisse" B satria mbola maka ny fon'ny specta sady mety  b @ ilay hanao rallye voalohany eto @ tanana (ohatranay nanao RBR on line voalohany  ) |
|
 | |
Marcus M10


Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 17:01 | |
| 1-Laza 2-Cri(ra ts'miabany) 3-Matio ou Dani ....
Milay io rallye io kah _________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
|
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 17:12 | |
| 1 Laza 2 Matio 3 Dani 4 Michael 5 Sissi  |
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 18:04 | |
| Fa ny itako tena tsara ndrindra loh dé ny combat ao @ M11 é, Misy 16 be zao ry zalah no miady an'io, sady ny ankabeazany efa enjana bé daôly.Tena hafana ity ririnin'ty rallye'ty  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 18:47 | |
| |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 18:51 | |
| |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 19:52 | |
| bon mazava fa 1er zany i Laza (tonga soamatsara amzay izy satria toanan"ny team so6) 2ème i Iceman (romotra lery apres an le zavatra nitranga kanefa tsy ahazo an le evo6 alo lay Nissan) 3ème soit i Dani soit i Matio 4ème i Sisi ( efa somary kopy amzay ny akama aminy filakoana ny fiara) i Nashemy tsy tiko ny lokon'lay vam ka tsy aiko ny anao pronostic an 'iny  tsy misy ifandraisany e i Michael otrany tsy dia mi-attack zany lery e, nefa tokony anao iany  lasa miandry ny sasany iala na tafiala  entre SS1 et SS2 tokony iona kely ny team so6 sa aona ??? |
|
 | |
RABIBS Invité
 | Sujet: PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 Mar 27 Mai - 21:50 | |
| 1.MATHIEU 2.TOAVINA 3.LAZA 4.MICHAEL 5.DANI 6.ICEMAN 7.SISSI zay ny mba eritreritro satria ny lalana techinque be dia mety tsara hoan'ny 2roues motrices,tsy milà relance loatra; ny fijeriko aza ny fiabilité fiarany Laza sy Michael koa no maha tonga ny safidiko hoe tsy eo anoloana zareo! ny fahitako hoe Mathieu mandresy ,mety tsara aminy ny lalana,ny reco vita tsara,ny fiara ao tsara koa,leiry koa mahasahy,Toavina dray fiara mbola revisé tsara,ny equipage koa vonona tsara,David anisany copilote faranizay mahay eto amintsika!hevitro io,donc mahavita resultats tsara zalahy![img] |
|
 | |
| | PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008 | |
|