Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: Fijerena Rallye ASACM (Team SO6) Sam 31 Mai - 20:56
hihi le scie a métaux nanapahana so6!!!! ela tamn'io ra hents variana niresaka tamin'ireo akamanlà fa misy sary hafa any misy an la ka any am soafahana any ngamba
Vita iny ny Rallye Dzama Sport fa dommage Nirina58 nefa tena nahafinaritra ny glissade tany anaty ss rehetra tany (na dia variana ny tono so6 aza ny sasany )
Nombre de messages: 25 Date d'inscription: 30/10/2006
Sujet: Re: Fijerena Rallye ASACM (Team SO6) Jeu 12 Juin - 23:00
Misy bandy fantako io manendy sosisy io...manao solomaso sy ankajo ba mena...niaraka t@nay taty talou...andefaso mp za raha tsy te hanome anarana ialahy...okay