Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: RBR MRC Jeu 8 Jan - 22:00
Tena tsy aiko laisany fa za otrany tsy mahazo aina mintsy @ ilay fiara dispo @MRC an!!!! ....nanao session pubilc reco MRC za teo fa tena retired sur retired foana !! na raha tonga aza dia ariary be ilay temps !!!!!! tena aleoko 1000 fois plus aza milako s2000 toa zay lé A8 klé!!! ...otrany mety ho decomandiko ihany ilay evo7 raha izao no mitohy !
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: RBR MRC Ven 9 Jan - 10:20
Bon, mbola mpiakama beu mihitsy tsika mitsam @ ilay A8 Retired sur retired dia farany rehefa tonga!! Ny ahy indray tsy kivy za fa ny reglage no tsy maintsy ho atao be ngamba!! Ilay Evo 9 zany vao mahazo bosse kely toundé manidina be ary toundé tady hanao tonneau foana Fa rehefa mitandrina tsara dia manao temps tsara ihany lery