|
|
| Auteur | Message |
|---|
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 17:09 | |
| Ono hoa maninona moa isika ra mamorona ecuries ao am rallysiem e???? genre en le wacky races team, Belgium Rallyesim Racing Team, ... mety ve dia iza no mahay ny fanaovana azy so de fantatra ialahy lesy ry Beellabba, ela mba efa moderateur ao am rallyesim ao ihany |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 17:41 | |
| mety milay zany ra tsika jiaby kouhh team rallygasy _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 17:53 | |
| |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 20:28 | |
| Efa niresaka tam Beellabba ao dia normalement zany tsy afaka mcréer ecurie tsony fa efa betsaka ono, fa zany hoe i défendre ny cause tsika any lery de ho ita eo e de 10 ihany koa ono no afaka miditra e: ra ny isatsika nefa toa efa miotra ny 10, ka ngamba ze tena mazoto iany no tafiditra ao Qui dit écurie dit responsabilité koa fa tsy de goavana fa genre ny hoe mi controler zay post ao am écurie nareo, migerer ny effectif ... Dia mila bandy manao ecurie manager sy assistant 1 iza no vonona oo, aza misisika an ho ita eo zany |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 20:56 | |
| Ny creation na écurie moa zany dia ny admin ny rallyesim no manao azy. Donc ry Fabynou, Jim, Fifou, Aube sy ny sisa no mikarakara an'io. En temps que membre ny rallyesim sy adhérent, dia azoko atao iany nefa ny miresaka am zareo. Arak'ny nambaran'i BigBang, dia 10 iany no isany ny membre na écurie dont un ecurie manager et un adjoint. Perso aloha za mino fa tsy dia koa na tsy tafiditra écurie daholo ny bandy. fa tadidio fa misy championnat entre écuries ko ao am rallyesim. Avy eo, dia ra creer tokotrany lay écurie, dia tadidio fa tsy maintsy soumis am règlement ny rallyesim io, arry tsy maintsy inscrit ao am forum ny rallyesim zay pilote ao am io ecurie io.Kanefa, na tsy ao am ecurie io nareo, dia conseilleko iany ny bandy hafa mba hiditra membre ao am rallyesim. Avy eo, avelako laisany ijery hoe iza avy ny hiditra ao am lay ecurie. Za anao ny intervention rehetra zay azo atao. _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 21:34 | |
| _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 22:52 | |
| |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Lun 21 Avr - 23:50 | |
| Bon, za aloha efa angager am na team miaraka am ra Sylpheed donc mety ho sarotra iany ny ialako ao. Sady en plus koa am ny role na modérateur ny forum anglisy sy responsable ny communication exterieur ny rallyesim ana dia tena mety ho sarotra iany. Kanefa ny championnat gasy aloha no tena tiako ho lancena. Avy eo ny reglement ny rallyesim dia mino aho fa tsy dia samihafa am zay règlement ny forum hafa. De toute façon, efa nanomboka ny intervention ary efa misy point positif donc inviteko nareo mba ikarakara any ty ecurie rallygasy ty. _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mar 22 Avr - 8:35 | |
| Tairo ry zalah !!!..zay ndray goo foana ee!!!... l'essentiel c de participer hoy ny vozongo zay!!!!  ... |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mar 22 Avr - 9:42 | |
| Ny aty koa mazoto foana fa raha misy ny toerana dia hiditra @ ilay team gasy Fa izao aloha dia hanomboka reco Jovenna 2008 (RBR) dia alefa eto ny temps rehefa mahavita  |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mar 22 Avr - 9:54 | |
| Raha atoko liste kely isika dia ireto: 1- Dodanen 2- Bigbang 3- Ramatoa 4- His 5- Dadah 6- KGB 7- Peno 8- Soahafana 9- McCrash 10- iza?  soit: emsics, Tsi², Herjo, Bibill, Maximumattack, sy ireo tsy tadidiko (zafad an  ) sy ireo izay mbola ho avy DODANEN for president  for King mantsy e (kopy ela  b) |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mar 22 Avr - 12:13 | |
| dodanen ---> Président bigbang "bangbang" ------> vice-président "à voter"  _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
PenoMen M12


Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mar 22 Avr - 20:59 | |
| Zay ko GO foana. Fa tsy aleo ve zany ao anaty fihaonana mintsy no dinihina ry zala. Sady ela ange zay e. Dodanen The King  |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mer 23 Avr - 1:13 | |
| Bonne nouvelle les gars ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! Après demande auprès de Rallyesim, les admins sont d'accord pour créer une écurie gasy, et si vous êtes 20, et bien.... ils créeront 2 écuries. Tsy vazivazy fa tena sérieux io a. Donc jereo tsara firy ny bandy vonona hiditra ao anaty écurie fa ra ampy 20, dia tonga dia 2 écuries no sokafan'zareo ho an'tsika. Maintenant, ny mikasika ny sary sy ni sisa dia samy manao projet na bannières pour 1 voire 2 écuries. Za anao projet de mon coté dia afficheko eto iany rehefa vita. Pour la bannière, elle doit être en 500*100 Il faut aussi qu'il y ait un petit texte de présentation el le nom du préparateur (écurie manager). Donc 2 préparateurs si vous voulez 2 écuries. Ny texte de présentation dia en français, plus en anglais et en malgache si possible. Jereo eto am ty pejy ty ny modèle: http://rallyesim.com/rsrbrlive08/stables.asp Ka aleo zay pro ny photoshop mba anome tanana. Za eto iany ra mila fanampiana. Ny eritreretiko dia ho any nlay écurie voalohany dia aleo atao hoe team Rallygasy lay faharoa ra toa ka asiana dia itadiavana anarana hafa. Ty misy modèle nataoko vite fait, fa raha ny hitako tsara dia lay subaru am site rallygasy no atao fond dia asiana soratra hoe "Team rallygasy" avec la même police, mety ilay.  Samy mba imaginatif, ary zay ho preparateur aoka mba ieritreritra tsara. Ny tena tsara dia asiana réunion kely mintsy entre nareo. Mety virtuel ty tantara ty, fa aleo raisina au sérieux iany. Sinon, ny angatahan'zareo dia zay miditra ao am écurie dia tsy maintsy miditra membre ao am Rallyesim, donc tsy maintsy manao inscription am forum Rallyesim. Ka samy miheritreritra. _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Ecurie Rallygasy Mer 23 Avr - 8:27 | |
| Milay lesy aa!!  ...mafinaritra refa mazoto otr'zao daholo isika!!!...Ka za pour an'ilay asiana fihonana kely aprés Jovena handinihina milamina an'io raharaha io. Ka asa ina no maha afaka an'ny rehetra izay interessé...1mai zao mety??..sa 30alina??asakasak'isika iany io  |
|
 | |
|