|
|
| Auteur | Message |
|---|
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Organisation du MRC Sam 17 Mai - 16:12 | |
| Aleo eto ndray no asiana any ty resaka ty. Fa tena resaka important bé ty satria mikasika ny organisation ny MRC. Zao zany ny zavatra tokony ho atao, azavaiko eto ny déroulement:
- d'abord, mandé ny rallye donc ny sessions rehetra. - vita ny rallye et vers dimanche soir ou lundi matin, mivoaka ny classement provisoire ao am Live08. Fa io classement dia mety tsy fiable satria mety misy pénalités tsy pris en compte, na mety misy fotoana diso satria misy bandy mety sendra na déconnection. Donc, mila controlena daholo ireo temps ireo. Donc plusieurs cas de figure peuvent se présenter:
1-Ny temps dia corrects daholo donc pas de soucis.
2-Misy bandy manana problème avec ny temps affiché (deconnexion, etc...) dans ce cas la tsy maintsy asiana controle. Pour cela, dia angatahana ny replay sy ny fichier html n'ilay bandy. Une fois ni controle sy vérification vita zay vao corrigena ny classement.
Maintenant, pour le calcul des pénalités ou la mise a jour du classement, dia ny temps alaina ao am Live08 dia atao copier-coller ao anaty fichier EXCEL. Donc iangavina zay mahay mikitika EXCEL mba iketrika feuille de calcul ahafahana manao ny suivi des temps par spéciales. Mino aho fa tsy dia tokony ho sarotra zany. Une fois vita ny classement par spéciales dia atao ny classement général et atao ny classement par classe et par groupe comme prévu.
Tsy aiko ra mazava tsara ny zavatra nolazaiko fa normalement tsy sarotra lay izy. Jicede, zay mikarakara ny championnat belge ary nanome ny feuille EXCEL dia manao ny classement en 2h et tout seul. Donc tokony tsy ho probleme ho antsika zany io fa tsy maintsy mifanome tanana. Mais aleoko nareo samy nareo any no manao ny répartition des taches satria nareo mba afaka mihaona. Fa ra misy conseil omeko, dia zarao ny kandra: par exemple - 1 groupe de controle des temps a problème (ceux qui ont eu des déconnexion par exemple) ils feront aussi la vérifications des html et des replays - 1 groupe de calculs des temps par spéciales et par classe (A8, A7, A6, etc....) - 1 groupe de classement final. - 1 groupe en charge de mettre les résultats en ligne (creer une partie a part sur le forum de Mrallye) et aussi de mettre un message avec le lien vers les résultats officiels ( voir la partie que j'ai créée pour le MRC dans le forum rallyesim)
Recommandation: Si possible une personne pour archiver les résultats des différents rallyes. Je le ferai aussi, mais mieux vaut être redondant sur ce coup la.
Zay aloha fa dia au boulot ry zala dia samy manala azy ao am MRC ao. |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 0:36 | |
| Bon, tsy maintsy mandé miakatra kely ny Paris za manomboka radem pour le boulot. Donc tsy aiko na afaka ahita internet na tsia suivnt ny emploi du temps. Donc, ny résultats Jovenna tokony ivoaka androany alina ny provisoire, fa tsy maintsy mbola ho atao ny générale. Donc, zay bandy efa vonona anao calcul dia omano ny feuille excel diaefa atomboy ny classement. Copier-coller be dia be. Sinon, dia rehefa tafaverina za am Mercredi dia apiko laisany pour finir le classement définitif. Désolé fa tena tsy afaka manao afa tsy zay za am zao. De toute façon, ataoko ko ny copier coller ra mivoaka androany alina ny résultats dia atomboko ko ny calcul de mon coté na any paris ary za. _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 8:30 | |
| Izaho vonona hanao calcul temps fa aiza no misy classement gl provisoire
Big---= efa misy ilay feuille excel any @ ialahy fa ahoana no atao |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 9:44 | |
| alefako mail am soafahana sy henintsoa zao le fichier excel nalefan'i beels fa aiza mo ny maka le zavatra ao am live atao copier coller?? |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 9:48 | |
| Ok, efa vonona nya ty. Tsy hitako ao amin'ny live marina ny resultat  _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 9:49 | |
| Tena io no tsy hitako fa nitady tany @ resultat live dia tsy nahita dia tsy mety misokatra ny Forum Mrc ao @ Rallyesim |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 12:01 | |
| Message de Beel's: Nifone anah beel's di izao no hafatra:misy blem hono ny classement provisoire fa mercredi vo mety mivoaka di @ zay vo manao lé classement provisoire fa raha vo misy possibilité dia mi-connect lery |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 12:56 | |
| Ela ela zay izy an mety hahazo 15 min *4 fa natosik'rzalahy manao kilaoty fohy reny _________________  Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url] |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 15:17 | |
| nandefa mp tamin'ny JIM za dia navaliny hoe adinony hono ny namoaka ny résultats fa avaokany ce soir hono  _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Lun 26 Mai - 22:50 | |
| ary aefa misy résultats eo pour les pilotes nationaux. faudrait faire pour chaque classe maintent. Za manararaotra aty am MCdonalds mijery mail. Milay ny ataonareo ry zala. _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | |
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Mar 27 Mai - 9:10 | |
| vitako à midi ny classement ny ahy dia alefako any amin'ny BIG sy Soaf pour vérification et comparaison. I JIM mangataka lien ahiatana ny classement rehetra ataon'ny ao amin'ny rallyesim hono. _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Mar 27 Mai - 11:07 | |
|  otrany fanina a amle izy? asa ra soafahana ra tafavoaka |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Mar 27 Mai - 12:30 | |
|  tsy moramora manao an'lé classement klé aleo asian fihoanana kely am'manaraka momba ny famenona ny tabelau excel sy ny organisation an'lé izy [soaf sy big sy ??] dia akambana ny fichier avy eo fa ela B kay ra samy manao dia confrontation des PV avy eo  _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Organisation du MRC Mar 27 Mai - 15:32 | |
| |
|
 | |
|