Mampihomehy koa lisany reto

ka lé pédale natao embrayage t@ lé volant fôpla amidy eny @ Conforama ireny dia efa valaka indray izy izao fa tsy nahatanty (ilay accélérateur no atao embrayage). Manana 4 pédales izany ialahy au total

dia ilay iray farany afaka atao "frein à main à pied koa"

(fa bonne chance ny tongotra manenjika an'izany

)
Donc valaka ilay pédale dia niverina tsisy embrayage indray izao ny Momo-ko

sady zà tsy te-hi invest 300 000 fmg hividy volant sy pédale fôpla tsony ...
Ny sarin'ny cockpit alefako eo ihany fa zà tsy manana appareil fa raha misy mandalo ato @ tanàna no araraotina (sady ny ahy irery ny playseat no misy arceau an

)