Manakory daolo!
Ny tenako moo zany no atao oe Jedla, mpankafy sport mécanique (rallye, run, karting ary Formule 1 indrindra indrindra). Anisan'ny mankafy Jeu ihany koo: RBR, GTR2 ary PES no tena filalaovako.
Tsy d misy ambara lotra fa d misaotra antsika reetra eto am forum e!
Jedla