Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: bientôt la MK2 dans RSRBR ?? Dim 30 Jan - 10:06
Mety kosa an!! ho avy ihany ny simulation rallye gasy complet raha izao e!!! mila miresaka am Garyson sy ny namany hoe manaova koa 204 dia feno ny parc auto gasy (quoique amin'ny Rfactor efa misy 204 an)
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: bientôt la MK2 dans RSRBR ?? Lun 31 Jan - 11:23
M.n.R a écrit:
the "gti jacky touch"
non tsy jacky's touch fa mbola tsy vita tanteraka io fa t@ nanao "intégration dans RBR zao mbola tavela ny "echappement" an'ilay fiara "original" nosoloina ...