Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Pilotes étrangés

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
Dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 857
Localisation: Iarivo
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Pilotes étrangés   Mar 13 Mai - 15:09

Ary ahona marina no niafaran'ireo pilotes étrangers hoe anao eto @tsika?? ry emonts sy ny forongony moa efa lé hoe @ boina any mintsy vao ho tonga. Ary mety hisy afa ve akotran'ireo??... manahona ilay cas "Didier Auriol"???otrany mbola tazako manao IRC ary razoky zao ko !!!! Mad Mad ..tsy aleo ve entina nakaty lé punto S2000 iny !!! lol!

Mba omeo vao² izay mahalala tmpk Surprised
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
doudoute
Invité



MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Ven 16 Mai - 14:23

betsaka laotra lesy le spons nangantany zaly (didier auriol)
Revenir en haut Aller en bas
latvala
Invité



MessageSujet: pilotes   Lun 19 Mai - 10:42

i Emonts irery aloha no fantatra fa ny ambiny tsy mbola hay, i Joda no enga anie ahita spons sy fiara fa tsy misy adve loatra i Laza na koa i Mathieu no mahazo fiara mantanjaka, na i Roi lion no miverina amin'ny 206
Revenir en haut Aller en bas
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Lun 19 Mai - 11:13

Dodanen a écrit:
Ary ahona marina no niafaran'ireo pilotes étrangers hoe anao eto @tsika?? ry emonts sy ny forongony moa efa lé hoe @ boina any mintsy vao ho tonga. Ary mety hisy afa ve akotran'ireo??... manahona ilay cas "Didier Auriol"???otrany mbola tazako manao IRC ary razoky zao ko !!!! Mad Mad ..tsy aleo ve entina nakaty lé punto S2000 iny !!! lol!

Mba omeo vao² izay mahalala tmpk Surprised


efa ok daholo ny 70% ny budget an'i ry Auriol sy Joda @ ilay skoda octavia wrc. Ilay 30% ambiny tsy nety nahazo valiny ry zareo dia najanona. Ny Skoda an'i Auriol dia nomeny entiny Yoann Bonnato (son protégé qui est un futur Loeb aussi) t'@ rallye 2 champ de terre france izay zao. Donc Crying or Very sad mety @ erintaoana indray ve sa @ fin de saison.


latvala a écrit:
i Emonts irery aloha no fantatra fa ny ambiny tsy mbola hay, i Joda no enga anie ahita spons sy fiara fa tsy misy adve loatra i Laza na koa i Mathieu no mahazo fiara mantanjaka, na i Roi lion no miverina amin'ny 206


Efa 8ème leisy ry zareo teo sa 10ème vao mety @ ela lol!
Roi lion tao anao @ rallye Srk, ny daba betsaka noho ho avy.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
Dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 857
Localisation: Iarivo
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Lun 19 Mai - 12:50

latvala a écrit:
na i Roi lion no miverina amin'ny 206


aaa....Lery iny efa ela no nandrasana hiverina fa tsita tsony ko !!!! aleo tsy manantena intsony fa manjary manao fanantenana pôkaty!!!! Mad Mad ....rehefa tena vonona ve izy tsy ho hita eny iany..
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 857
Localisation: Iarivo
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Ven 30 Mai - 23:33

ô ry zalahhhh!! tapa-tsinay rery za mijery ny sary ao @ rallygasy !!! Laughing Laughing Laughing Laughing ...fa vaza ve ilay copilotin'i SISI iny????hihiihi...tsy hitan'laisany otrany pôzina BEEGEES zany ve iny???? lol! lol! lol! lol! Razz Razz Razz ..isaky ny mahitan'lery za otrany té hihira "how deep is your love " be !!!! afro afro lol! lol! lol! lol! cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 2745
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Sam 31 Mai - 7:41

Metissssssssss leitsy io ra doda ary hi lery ilay Titi caron mpanao cross fa angamba hi lery tratran'ny vovoka @ ilay moto dia lasa mena volo lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Lun 2 Juin - 11:55

Sady métisse bobaka be, satria dia ny rainy sy reniny koa dia métisse avy Twisted Evil Misy rà chinois, indien, frantsay...... Laughing
3 lahy ry zareo fa dia suicidaire daholo izy rehetra!!! Zay sport maherisetra rehetra, presque efa nataon-dry zalahy avy Laughing
Vao t@ alahady eriny izy no niakapoka hinimaromaro mihitsy t@ 2ème manche Moto tery Ambatolampy. (nahazo ny 1er manch lery dia niakapoka ny 2ème dia lasa 4ème, mène ny 3ème manche devant Tsisi dia niakapoka indray dia lasa 3ème Wink )

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
Dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 857
Localisation: Iarivo
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Pilotes étrangés   Lun 2 Juin - 12:37

His a écrit:
(nahazo ny 1er manch lery dia niakapoka ny 2ème dia lasa 4ème, mène ny 3ème manche devant Tsisi dia niakapoka indray dia lasa 3ème Wink )


Ary hitako otrany nitongilana ny casque an'lery!!!!!!! Razz ...hay mety nivontovonto zany tao !!!!!mdrrrrrr lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Pilotes étrangés

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

 Sujets similaires

-
» Avis aux pilotes Espoirs, Juniors, Amateurs, Non-licenciés
» Pilotes étrangés
» FEMMES PILOTES ALFA
» Pilotes de course le feuilleton des années 60/70
» Pilotes chasseurs de nuages et faiseurs de pluie

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-