Io zany ny tsotra indrindra dia tsy mampiasa réglages mi-passe passe @ mods be dia be
(ohatra hoe reglages gravel entina tarmac sns sns), dia tsy mampiasa réglage iray ho an'ny
fiara mihoatra ny 1 (ohatra hoe réglages C4 07 entina C4 09, sns) dia tsy
mampiasa an'ireny logiciels fanaovana réglages ireny (RBR Car Setup, sns).
Donc tsy maintsy atao tanana daholo @ izay ny réglages rehetra, dia averina
copier-na tanana koa.