Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 ASACM / DZAMA SPORT

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1 ... 5, 6, 7 ... 11 ... 16  Suivant
AuteurMessage
Laza
Invité



MessageSujet: emsics   Mar 3 Juin - 0:23

emsics: oui on était a 1minute12s... Et vraiment s'il le fallait on serait rentres 6eme s'il le fallait, pour marquer des points au moins...
Revenir en haut Aller en bas
gauchepl
Invité



MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 9:27

laza>>aleo ndray zany saka gris fa tsy blond
Revenir en haut Aller en bas
r@loum
wrc
wrc


Nombre de messages: 797
Date d'inscription: 24/04/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 10:08

FELICITATION ASACM ET DZAMA SPORT!!!
afro
TENA MILAY INY RALLYE INY!!
EFA ELA TSY NISY RALLYE BE SUSPENSE OHATRAN'IRENY!!! bounce
lol! lol! lol!

MLAY MLAY MLAY!!!

aza adino fa misy TEAM So6 en 2nd classement général an!! santa


Basketball Basketball Basketball Basketball Basketball Basketball
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: toto la glisse   Mar 3 Juin - 10:41

mba ohatran'ny ahoana ny prestation-n'i Toto la glisse ry zalahy avant sortie, à fond foana sa calme
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 11:07

Boum a écrit:


aza adino fa misy TEAM So6 en 2nd classement général an!! santa


Basketball Basketball Basketball Basketball Basketball Basketball


VIVE LE TEAM SO6 cheers cheers cheers cheers cheers

_________________
"piso : mampivika isan'andro"
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dadah
Admin
Admin


Nombre de messages: 642
Age: 64
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 12:26

Nilay le rallye ka
Fa henjana ihany le SS ambatomanga-ankadimanga

Félicitations aloha hoan'ny Asacm
Organisations
Champions: Cri/Mami

bravo bravo Les deux oufs loll

Mathieu/davonjy
Dani/Fidi



geek hevitr'i dadah ity an

Za tena mankafy be an'ilay pilotagen'i Mathieu /attak attak maximum attak mihitsy, faly be mihitsy , fa nisy fotoana tamin'ity (za mpitia rallye hatrizay , mangataka spectacle, sy attak maximum mihitsy na ny vadiko koa aza)
fa tena hitako mihitsy indraindray fa na za mijery aza tady hidy fipetrahana ami'ny le attackn'lery tena Ravin be ny coté fa tena glisse à 50cm silent drunken ; lol! fa io moa rehefa tena mahatsapa lery fa maitrisier à 99,99% milay ka , fa za no tady hatahotra indray, hevitro fotsiny ny ahy iny an , fa sur za fa ao amin'ny feeling lery mihitsy izay fa tsy afaka mampiova n'inn n'inn zay miseho eo

Toto la glisse
I dadah zany no à 10 m nahavoa azy (Apres le ptit saut, à 100m vol)

Ny temps lery mifandanja amin'ny subarus /mathieu /dani
Tsy mahazo an'i Cri/iceman

Ny zavatra niseho : nanao saut lery ; de ny réception somary nivilana droite de mbola nisy droite i de saika notohizan'lery lava be , de so6, de talu droite; de nitsipy sady nitodika de talu gauche , de potika tanteraka ny coté droite raha kelikely le talus gauche de nanao tônô tany amin'ny 4*4 nanou

Ny mety antony: tsy mbola kobon'lerony le surface , fa ny virage no vita reco 2 passages satria raha zatra glisse tsy misy dikany miala amin'ireny so6 ireny , na koa mety efa hitany fa akaiky le drapeu fin de spécial de saika hamely mafy lery kanjo so6 domage be hoan'lery, sarotra be ny ho tafiditra amin'ny feeling rallye malagasy raha ss voalohany sortie sady nanimba vam mihitsy

Ny subaru rehetra moa
Patou mety ho lasa lavitra
Sitraka somary tady efa hiplafonne
Rila vaovao
GuiGui efa misy evolution kely ihany
Dahery no comment

Ny m11
i Anders ; mety be amin'lery le copilote queen fa tena lasa nisy attack tsaratsara dommage dommage nirehatra ny vam
Ny sisa no comment

fa hoan'ny equipage rehetra aloha rehefa le tratra maka sisiny reny na sortie kely na simba kely; tena aleo tsy ronfléna be loatra le vam fa vao maika manimba azy lolll, fa tena aleo tonga de mijery ze simba aloha, fa io koa aloha reflexe e

i Laza: dadarabe marina no ilaina ; fa le détail reglement kosa aloha tokony atao à la loupe e(masika ve za miteny an'izany mdrrrrr loll) afro geek

Super hoan'ny team so6 le fiarahana koboko eny ihany fa adidy adidy jocolor
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 15:48

Nen'i Dadah ve zany presque ireo nanao sortie rehetra no hitany??? lol! lol!

Ny hevitro manokana indray aloh raha mikasika an'i Mathieu manokana dia ôtrany tsy ampy an'lery le vam e! tsy haiko hoe choix mihitsy ve le izy sa aôna fa ny hitako lasa lourd ny pied droite n'lery.

ny sisan'izay mitovy hevitra amin'dadah aho amin'ireo pilote rehetra.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 17:31

efa ao tamatave ao HONO ny vam an'lery vaovao (matio io) (207 hono hoe)

_________________
"piso : mampivika isan'andro"
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
r@loum
wrc
wrc


Nombre de messages: 797
Date d'inscription: 24/04/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 17:41

Vam ny Terrinen koa hono efa any!! bounce bounce
Mitsubishi lol! lol!
geek geek geek
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 18:06

Ary maninona raha mijanona sabotsy ariva ny rallye e lol! Tonga foana raha vao eo cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
dadah
Admin
Admin


Nombre de messages: 642
Age: 64
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 18:08

Tsi2 a écrit:
Nen'i Dadah ve zany presque ireo nanao sortie rehetra no hitany??? lol! lol!


lol!
eka eka

par experience amn'ny fijerena rallye lollllllllll

Za tsy mipetraka raha tsy eny akaikin'ny le toerana mety hisy manao film reny

iza daholo moa no hitako teo ambany maso mdrrr

Toto
legah
Anders
Titou

I mathieu koa saika saika fa Ny mahay mahay foana
tsy pilotage fotsiny fa ny fialana amin'ny erreur sy ny famerenana ny vam amin'ny lalana ; lol otran'ny le manao RBR ireny lery
Epingle droite miakatra (eo amin'ny dobon-dramiangaly e; ss ankadimanga-ambatomanga zay tsy mahalala) de somary lasa aloha loatra le izy (otran'ny fanaoko amin'ny Joux verte loll) de dalot no niandry azy teo fa tsy nidona; de le calme, le maitrise, le reprise à la normale , otran'ny tsy nanao faute lery (dommage ny segondra fotsiny no miampy)


flower

_________________


Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url]
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 18:17

Henintsoa a écrit:
efa ao tamatave ao HONO ny vam an'lery vaovao (matio io) (207 hono hoe)


Mety resaka mandeha eo satria tena... budget be loatra angamba eo 207 eo (s2000?). Fa raha tena misy dia sambatra izy Very Happy .

Faly roi lion hoe anao fa tsy mbola vita ny daba rehefa kely kely koa izy ho avy masiaka hoy izy bébé (président).
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 18:52

nirina58 a écrit:
Ary maninona raha mijanona sabotsy ariva ny rallye e lol! Tonga foana raha vao eo cheers


Tsy maninn mihitsy... fa atao Jeudi ny départ ... lol! lol! lol! lol! manjary lasa fohy kely raha tsy izay lol! sady raha vita sabotsy dia afaka mivavaka alahady amin'izay rehefa misy rallye fa ny fakana congé aty am-piasana no miova

ahoana ho valianareo ve ilay vizongo mba te hahalala ny momba anareo ao amin'ny forums.rally-live ao amin'ilay lien nomeko io? Question Question

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
Nari9
wrc
wrc


Nombre de messages: 842
Localisation: Tana
Date d'inscription: 28/05/2008

MessageSujet: Interview Toto   Mar 3 Juin - 18:54

Info kely,

Toto hono tonga de manamboatra depuis vendredi soir, il tient vraiment à etr là am prochaine manche !!!

>>Nirina58 : Sao de tsy ilaina tsony le bang fa ôtran'ny mety iany mem sans !
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Bigbang
GrB
GrB


Nombre de messages: 1829
Age: 30
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Mar 3 Juin - 19:38

Nari9 a écrit:
Info kely,
>>Nirina58 : Sao de tsy ilaina tsony le bang fa ôtran'ny mety iany mem sans !


No No lol!
refa maeno feona bang miamafy iny lesy ela tena faly ery hoe miala any miala any
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

ASACM / DZAMA SPORT

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 6 sur 16Aller à la page : Précédent  1 ... 5, 6, 7 ... 11 ... 16  Suivant

 Sujets similaires

-
» Endomondo Sport Tracker
» Mauvaise nouvelle chez Hayet sport auto.
» Citroen AX Sport 1988, http://www.otto-models.com
» vend bulle d origine xmax et pouli sport malossi
» ASACM / DZAMA SPORT

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-