Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 21:41
Hi lalah ex golf, toyota, Nissan leitsy no mpirecharger amortisseur dia atao hoe lalah Bilstein ny anarany lery. Ry Davonjy izao toa ao no manao amorto fa tsy Bestaflex oay azfd Proflex angamba e
Nombre de messages: 691 Date d'inscription: 28/11/2006
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Sam 21 Juin - 18:48
nirina58 a écrit:
hay ve mbola misy lalastein ? Misy viarouge koa any andafy, tsara rapport qualité/prix (contact mp au cas ou)
Jereo kely ny MP stp
OHLINS Invité
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 9:06
nirina58>>> Ary sao d tokony atao VIAROUGE AMZAY NY EVO 6 iny eee... hela moa no miteny oué mathieu mi saute rail tsy maninona ela misaute d tapaka tonga d afaka mi saute koa ela ry baina assurééé
Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 10:52
OHLINS a écrit:
nirina58>>> Ary sao d tokony atao VIAROUGE AMZAY NY EVO 6 iny eee... hela moa no miteny oué mathieu mi saute rail tsy maninona ela misaute d tapaka tonga d afaka mi saute koa ela ry baina assurééé
Manino ary ra Ohlins no tsy manao tena psudo fa invité foana eeee sa v....
Nombre de messages: 1324 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 14:00
Soafahana a écrit:
OHLINS a écrit:
nirina58>>> Ary sao d tokony atao VIAROUGE AMZAY NY EVO 6 iny eee... hela moa no miteny oué mathieu mi saute rail tsy maninona ela misaute d tapaka tonga d afaka mi saute koa ela ry baina assurééé
Manino ary ra Ohlins no tsy manao tena psudo fa invité foana eeee sa v....
Olhins tsara kokoa noho ny viarouge angamba e
Manaova leisy log fa manao resambehivavy ao ambadika "invité" eo fotsiny e!
Nombre de messages: 1324 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 14:06
His a écrit:
Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? [/color]
Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.
Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns
Dernière édition par nirina58 le Dim 22 Juin - 19:26, édité 1 fois
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 16:38
nirina58 a écrit:
His a écrit:
Ary OHLINS tokony efa miditra membre forum @ zay an!! Tady tsy haharaka film tsara Résumé: Tsy tapaka aloha ilay izy, no tsy ni-saute rail no nahavoa ilay amorto fa: halasafay no nanaovan'ilay preparateur tany an-dafy azy satria be asa hono zalahy.
Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava?
Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa. Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns
Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!!
Nombre de messages: 1324 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 22:19
OHLINS a écrit:
HIS >>> KOPY A BAINA fa tsy ni saute ry lery tsy io ny natahapaka any le amorto nlery fa mba manala any lery za satria moa ny taraina lery oué dans le forum che plus ou mathieu il saute les rails il a rien nous on saute pas et on a des pbls d'amorto..ny amorto ny matio moa VIAROUGE ra tsy diso a...zay no matonga ana mi conseiller an'lery VIAROUGE.. mahafy reo eeee
Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 22:40
OHLINS a écrit:
HIS >>> KOPY A BAINA fa tsy ni saute ry lery tsy io ny natahapaka any le amorto nlery fa mba manala any lery za satria moa ny taraina lery oué dans le forum che plus ou mathieu il saute les rails il a rien nous on saute pas et on a des pbls d'amorto..ny amorto ny matio moa VIAROUGE ra tsy diso a...zay no matonga ana mi conseiller an'lery VIAROUGE.. mahafy reo eeee
@
La meilleur des réponses avec toi Ohlins, je crois c'est de ne plus te répondre car tu ne daigne même pas t'inscrire sur le forum .
Fa ity sujet ity angamba no be pages indrindra efa mananika ny 14 pages
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Dim 22 Juin - 22:44
nirina58 a écrit:
: il a décidé de faire chier celui là!
mdrrrrrrrrrrrr manaova letsy pseudo ra OHLINS dia mora mora ihany ela aaa. Ny teny mandatsa sy ny remarques mety hi-froisser olona aleo an'la manokana fa raha hevitra hafa dia raisina daholo. Aza atao resaka otran'zany fa manjary bé lé izy. hiezahan'tsika ny mba ambiance convivial ato,