Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 11:25
Soafahana a écrit:
Ilay Smilblic dia .......tsy misy reseau Sady.....niditra tunnel... dia izay ilay tena dikany
Ay ve ilay Smilblic zany ra azoko tsara dia...... fa na ohatra aza ka hoe ( tsy misy réseau marina izy izany)... dia izany no vokay. ( aoka izay manana Iridium tsara réseau no mitantara azy tsara fa tena tsy mamely ilay back bone dia tapaka foana ny réseau)
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 11:55
aleo valiako am'lé iridium mintsy ary éé le smilblick est un objet mystère. Le smilblick peut-être n'importe quoi ou n'importe qui. Le jeu du smilblick io letsy mitovy an'lé objet mystère antsika iny ééé. mila mitady ela zany hoe inona lé smilblick en posant des questions (le smilblick est-il un outil? Le smilblik est-il en plastique) dia am'farany ela mahita hoe le smilblick kay est zao na zao
Dé zay lé mamétra panontaniana tsy migany mitsapatsapa fotsiny mba ampandroso an'lé smilblick ééé.......
ra OHLINS zao hors jeu fa ny valin'lé smilblick efa hita lery mbola mametra panontaniana ihany
----> le smilblick est comestible?? OUI ----> saucisse izy zany
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 13:04
Ary ra Hents koa tena fan de Coluche et papy mougeot mihintsy fa tena voazava tsara loatra ny dikany Smilblik(et j'insiste sur l'orthographe) nefa saika avelako hi kaon-doha teo ny tsy nahafantatra
OLHINS Invité
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 13:06
Soafahana
Inscrit le : 22 Jan 2008 Messages : 225
MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Aujourd’hui à 8:14 His>> Naraina B annnnnnnnn nefa ny andro mbola brrrrrrrrrrrrrrr B sa izay vao hatory lol! lol! lol!
Ohlins>> Ny tsara eto @ forum dia betsaka ny version satria izay no maha discussion azy fa aza atao resaka dans le vide juste pour faire avancer le Smilblic fotsiny eeeeeeeeeeeee confused confused confused
lE IZY LESY A C PAS POUR FAIRE AVANCER LE SMILBLIC... Tsy hitako mintsiny pkoi je v inventer zay no heninonay tany aminy le preparateur dia zay fa tsy amorona zay.. mety mi inventer koa nge le preparateur zay (miala pas ry lery) no matonga ana miteny oué: une histoire à toujours 2 versions...il faut toujours voir les 2 version mais pas en croire une zay fotsiny....
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 13:20
OLHINS a écrit:
Soafahana
Inscrit le : 22 Jan 2008 Messages : 225
MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Aujourd’hui à 8:14 His>> Naraina B annnnnnnnn nefa ny andro mbola brrrrrrrrrrrrrrr B sa izay vao hatory lol! lol! lol!
Ohlins>> Ny tsara eto @ forum dia betsaka ny version satria izay no maha discussion azy fa aza atao resaka dans le vide juste pour faire avancer le Smilblic fotsiny eeeeeeeeeeeee confused confused confused
lE IZY LESY A C PAS POUR FAIRE AVANCER LE SMILBLIC... Tsy hitako mintsiny pkoi je v inventer zay no heninonay tany aminy le preparateur dia zay fa tsy amorona zay.. mety mi inventer koa nge le preparateur zay (miala pas ry lery) no matonga ana miteny oué: une histoire à toujours 2 versions...il faut toujours voir les 2 version mais pas en croire une zay fotsiny....
Performance Suspension: spécialiste proflex eo ary manaiky hoe nisy tsy nety ny nataony fa be asa izy t'@ eo ary miala tsiny be izy. Ce sont des pros qui reconnaissent leurs torts et ça arrive. Fa ny vavan'i pelouz misy foana dia ny version an'i tsy nahita hafa foana koa fa tsy koi zany ary ny "henonay" tsy mitovy @ "hitanay". Fa @ sisa, aza atao hoe "henonay" fa mba nahita ao sinon
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Jeu 19 Juin - 14:52
OLHINS a écrit:
lE IZY LESY A C PAS POUR FAIRE AVANCER LE SMILBLIC... Tsy hitako mintsiny pkoi je v inventer zay no heninonay tany aminy le preparateur dia zay fa tsy amorona zay.. mety mi inventer koa nge le preparateur zay (miala pas ry lery) no matonga ana miteny oué: une histoire à toujours 2 versions...il faut toujours voir les 2 version mais pas en croire une zay fotsiny....
okay ary ééé!!! on ne croit que ce qu'on voit hono ééé!!! manaova letsy enregistrement pseudo eto am'zay ra OHLINS dia eto no misy ny info marina am'manaraka fa aza miaino vavan'pelouse tsony (aza mino moa zany raha tsy nahita )