Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Mar 10 Juin - 18:35
nirina58 a écrit:
Misaotra daholo ho an'ilay conseils rehetra e! ary ho atao fianatra daholo ireo, minoa ao fa efa vita hatr'eo reny ratsy reny. Vita reny!
> Au delà de l'aspect mécanique pur, il y a beaucoup de choses à améliorer, à creuser...
La vie, c'est comme une bicyclette, il faut avancer pour ne pas perdre l'équilibre. [Albert Einstein]
Ary tena efa philosophe daholo ny ato izany ...mino aho fa lasa ny team SO daholo ny 2 première place ny championnat 2008 fa ny 3 ème place sisa hoany ambiny
Doda Invité
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Mar 10 Juin - 21:01
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Mer 11 Juin - 9:41
His a écrit:
Mba tantaraho eto ra Ari Vatanen ny rallye-nareo a!! Zany manko zao no hendrasan'ny maro eto hoe:" fa ahoana ny an-zalà?"!! Ahoana ilay manala pneu tery Sambaina... sns....
rallye course mécanicien nenay e! manomboka vendredi apres 2km de special dia nanomboka ny galère. depart es 1 tena en forme tsara ny daba sy ny equipage. apres virage daddy ilay misy pont kely io! nanao saut kely teo dia nanomboka nirate ny vam. es2 tsy nety afaka ny ratage dia nanao be midina no tena fika. ny ampitso antaramanana en forme tsara niala tato am PR. dia namely kely mba hi récuperer ilay retard . nitsoaka tao ambatomanga ny rotule de pivot, dia no déboiter ny transm sy amort. izay mitsam ihany no nanao meca nanao reparation de fortune tao. dia ni frotte tam aile ny pneu dia vay ny RS anak 2. zay ilay nanala pneu iny...Dimanche, apres CHA maty tsy nety velona ny daba :-( :-( nanao reparation tao am zone neutralisé izay mitsam dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol. dia tonga ihany fa valaka tanteraka..... mbola tsisy Rallye otran iny atram zay.
Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Mer 11 Juin - 10:34
Ari Vatanen a écrit:
His a écrit:
Mba tantaraho eto ra Ari Vatanen ny rallye-nareo a!! Zany manko zao no hendrasan'ny maro eto hoe:" fa ahoana ny an-zalà?"!! Ahoana ilay manala pneu tery Sambaina... sns....
rallye course mécanicien nenay e! manomboka vendredi apres 2km de special dia nanomboka ny galère. depart es 1 tena en forme tsara ny daba sy ny equipage. apres virage daddy ilay misy pont kely io! nanao saut kely teo dia nanomboka nirate ny vam. es2 tsy nety afaka ny ratage dia nanao be midina no tena fika. ny ampitso antaramanana en forme tsara niala tato am PR. dia namely kely mba hi récuperer ilay retard . nitsoaka tao ambatomanga ny rotule de pivot, dia no déboiter ny transm sy amort. izay mitsam ihany no nanao meca nanao reparation de fortune tao. dia ni frotte tam aile ny pneu dia vay ny RS anak 2. zay ilay nanala pneu iny...Dimanche, apres CHA maty tsy nety velona ny daba :-( :-( nanao reparation tao am zone neutralisé izay mitsam dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol. dia tonga ihany fa valaka tanteraka..... mbola tsisy Rallye otran iny atram zay.
Misaotra anao Vatanen nanao resume... misimisy ny manao resume ohatran'io fa tena ohatrany tany anaty fiara mihintsy izahay
ity misy sary kely http://i49.servimg.com/u/f49/12/29/32/50/100_7711.jpg