Salama daholo an, sady joyeux noël daholo koa an
Dia faly mahita antsika mpiara-miondana fiarakodia sns eto zany ...
Ny anay moa zany ny RBR de filalao rehefa alahady hariva @ 4ora iny (joueur de RBR du dimanche hoy ny vazaha

). Mbola tsy sahy mifanehatra @ efa zatra sady mbola blème kely le connexion
Dia mirary soa ho atsika rehetra dia mifanena eny @ spéciale eny ihany @ 2011
Vromitsa (Manda no ahalalan'ny sasany azy)