ny solution tsara indrindra aloha dia ny cellule, solution hitadiavana fond indray aza no proposer-na,
1- soit manao ohatran'ny nataon'ny asacm manao karazana manifestation mba ahazoana vola (soirée, competition , ........) fa miaraka manao daholo na ny club na ny fédé
2- na koa mijery spons dia atao partenaire mandritra ny saison iray manontolo .
rehefa atao ny kajy tsotsotra dia tsy mahavita hafa tsy 8SS isika journée iray donc 10 chronos imprimantes dia efa ampy raha rallye izany
mbola proposition daholo izany