Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 CHRONOMETRAGE

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2  Suivant
AuteurMessage
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: CHRONOMETRAGE   Jeu 23 Déc - 15:46

Izaho ry zalahy mba te hi-souleve point iray atao ampandrosoana ity sport tian-tsika ity, ho anareo izay akaiky ny fede na koa president -na club, tokony mba manao ezaka ny fede amin'ny resaka chrono , ny parc eto amintsika efa tena tsara tokoa ka na atao aza hoe mbola tsy takatra ny chrono efa tena moderne dia mba ny processus- n'ilay resaka chronometrage mihintsy no tokony havaozina tanteraka, ny moyen de controle , ny olona habilité miprononce decision iray momba ny concurrent (oh: départ anticipé) na koa correction -na temps fin SS mba hanatsarana zavatra sy ampisy tsirony kokoa ity sport tian-tsika ity study study study study study
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Andrew
M9
M9


Nombre de messages: 89
Date d'inscription: 11/11/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Ven 24 Déc - 11:33

Hirvo a écrit:
Izaho ry zalahy mba te hi-souleve point iray atao ampandrosoana ity sport tian-tsika ity, ho anareo izay akaiky ny fede na koa president -na club, tokony mba manao ezaka ny fede amin'ny resaka chrono , ny parc eto amintsika efa tena tsara tokoa ka na atao aza hoe mbola tsy takatra ny chrono efa tena moderne dia mba ny processus- n'ilay resaka chronometrage mihintsy no tokony havaozina tanteraka, ny moyen de controle , ny olona habilité miprononce decision iray momba ny concurrent (oh: départ anticipé) na koa correction -na temps fin SS mba hanatsarana zavatra sy ampisy tsirony kokoa ity sport tian-tsika ity study study study study study


La fédé te répondra hoe "Tout est question de budget" lol!

Anefa, je soutiens à 100% ta position : nous avons été victime d'une erreur de chronométrage lors de l'ASA TANA 3 en 2007 : le temps inscrit sur le carnet de bord était différent du temps inscrit sur les résultats officiels affichés (différence de 2mn be zao) argue je me souviens avoir veillé toute la nuit du samedi du rallye, devant le tableau d'affichage officiel à Anosizato, pour attendre qu'ils changent notre temps et le classement de ce fait. Sleep
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Ven 24 Déc - 15:56

marina aloha fa question budget fa tokony asiana ezaka kely ihany kouh, déjà isika efa handray manche champ d'afrique , io anie ilay lazaiko hoe rehefa tsy ampy ny budget dia ilay processus de chronométrage mihintsy no tokony asiana refonte, dia ny fomba hanaovana controle no mba atao betsaka afaka miantso ny club izy amin'io ohatra raha resaka olona no olana, ny concurrent efa mba manao effort tsy mandray prime sy mi-investir amin'ny matériel dia mba tokony misy geste kely ataon'ny fédé flower flower
recours amin'ny malalatanana koa anie azo atao e! flower flower
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Ven 24 Déc - 18:14

Solution omena e Wink
On pense à des cellules ou à des transpondeurs

_________________
Il y a une différence entre connaître le chemin, et arpenter le chemin

http://www.asatana.org
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: Chrono   Dim 26 Déc - 19:36

nirina58 a écrit:
Solution omena e Wink
On pense à des cellules ou à des transpondeurs

solution iray sahady ireo, fa raha toa ka budget no olana dia ity ny solution proposer-ko amin'ny presisdent asa tana :
- asaina mandray anjara ny club amin'ny controle au départ sy CHV, ary manao sonia miaraka amin'ny officiel
- zaraina amin'ny isan'ny club ny SS dia amin'izay vitsy ny olona tadiavin'ny club
- en cas de litige entre CHV et STOP dia ny CHV no en vigueur
- désigné quelqu'un qui sera habile à faire des constats au départ et au CHV
- communiquer-n'ny club amin'ny remise numéro ny anaran'ny controleur-ny
- mettre tous ça par écrit

mbola afaka halalinina ireo fa proposition fotsiny aloha

ny tena tsara aloha dia ilay cellules na transpondeurs (10 unités dia efa ampy) santa santa flower study afro
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Dim 26 Déc - 21:55

La fédération attend des suggestions de la part des clubs, justement sur les chronos.

_________________
Il y a une différence entre connaître le chemin, et arpenter le chemin

http://www.asatana.org
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Lun 27 Déc - 8:24

mety possible koa ve raha toa ka hoe mampiasa transpondeur dia dia samy manana ny azy ny concurrents tsirairay avy mba ampihena ny côut ho an ny fédé. mety mampiakatra ny cout ho an ny mpifaninana tsirairay avy ihany angamba io, nefa a long terme ilay izydia ny recepteur sisa no a la charge ny fédé. afaka mifampindrana ny concurrents manko raha toa ka misy iray hanao dia ny iray hafa tsy hanao manche. je ne sais pas si c'est faisable ...

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Pyhdidea
GrB
GrB


Nombre de messages: 1208
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Lun 27 Déc - 9:55

Christophe B+ a écrit:
mety possible koa ve raha toa ka hoe mampiasa transpondeur dia dia samy manana ny azy ny concurrents tsirairay avy mba ampihena ny côut ho an ny fédé. mety mampiakatra ny cout ho an ny mpifaninana tsirairay avy ihany angamba io, nefa a long terme ilay izydia ny recepteur sisa no a la charge ny fédé. afaka mifampindrana ny concurrents manko raha toa ka misy iray hanao dia ny iray hafa tsy hanao manche. je ne sais pas si c'est faisable ...


Hevitra tsara zay sady tsy de mbola hita n maharatsy an lay mifampindrana , raha azo atao toko alou , satria zvtr efa fanaon' ny maro ian io ; fa na izany mila resy lahatra ihany ko ny mpandray anjara ny @ ilay investissement hatao.Raha miaraka tonga ny recepteur an'ny Fédé sy ny transpondeur ho an'ny mpanadray anjara (raha io hevitr'elah io ) de mety le izy @ zay mba tsy misy oe ny iray ihany no manana de avy eo leizy tsy mbola ho azo ampiasazina akory ; nefa mifameno ny asany de manjary tonga ndray le argue argue argue argue
Fa araky ny tenin Hirvo oe mila halalinina tsara le izy alohan 'ny hanaovana azy !!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Lun 27 Déc - 10:36

Ary raha hatao ao anatin'ny investissement tsy maintsy hataon'ny concurrent marina (toy ny casque sy combi, arceau, sns...) Rolling Eyes

Fa @ izay dia tsy maintsy matériel plug & play no tadiavina satria ny rehetra tsy voatery hiara hividy.

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Lun 27 Déc - 15:29

ilay resaka penalité kouah hitako mafy ihany, hoy i jackpot zay hoe any anaty SS no rallye fa tsy ambony latabatra.
ohatra hoe ahena ny penalité resaka départ anticipé sy izay mifandraika amin'izay:ohatra hoe 5s de penalités par seconde anticipée, mino aho fa tsy hisy hanao départ anticipé plus de 2s kosa angamba aloha raha tsy hoe fanahiniana mihintsy, mora anie tsinona ny milaza hoe nanao départ anticié ilay concurrent rehefa any anaty SS any e! dia eo koa no ilaina ilay olona manao controle hoe tena zay tokoa ilay fait na CHD io na CHV.
izy ity mampisy disadisa foana hatramin'izay fa tsy aleo ve hijerevana solution une bonne fois pour toute dia milamina tsara ny fijeren'ny rehetra lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Lun 27 Déc - 19:43

Hirvo a écrit:
ilay resaka penalité kouah hitako mafy ihany, hoy i jackpot zay hoe any anaty SS no rallye fa tsy ambony latabatra.
ohatra hoe ahena ny penalité resaka départ anticipé sy izay mifandraika amin'izay:ohatra hoe 5s de penalités par seconde anticipée, mino aho fa tsy hisy hanao départ anticipé plus de 2s kosa angamba aloha raha tsy hoe fanahiniana mihintsy,



effectivement!!! isika moa tia maka tahaka an'ny reny malal fa amin'ny championnaty de Frence terre sy asphalte dia 5 min par seconde ny pénlité pour départ ao amin'ny tableaéu ... de pénalité

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
Pyhdidea
GrB
GrB


Nombre de messages: 1208
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Mar 28 Déc - 10:53

Ka ny reglement national ve ts 10s n penalité @ depart anticpé fa ny any anaty reglement particulier no miova arakaraky ny club organisateur sa scratch scratch scratch
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
M.n.R
GrB
GrB


Nombre de messages: 1819
Localisation: Antananarivo - Madagascar
Date d'inscription: 19/04/2010

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Mar 28 Déc - 11:03

ôtrany 30s zao lay tam asatana iny an!

marina zany lay hoe "le rallye se joue dans les ES et non sur la table" fa ra enao ve no concurrent ka maita zavatra tsy mety na manitikitika dia tsy hiteny?...lasa misy frustration mantsy aveo!...

sarotra ihany lay izy...fa ny règlement nefa dia tsy maintsy misy sady entitra fôna fa ra tsy misy ny lalàna dia anarchie....
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.flickr.com/photos/mnr0707/
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Mar 28 Déc - 12:17

tamin'ny Rallye asa tana teo kosa nge tena hita b hoe anti-sportif ilay anticipé satria izay lasa aloha teo anosizato no tsy handicapen'ny vovoka e.
Betsaka ny concurrent no nieritreritra fa raha minana pénalité kely azo rattrapena amin'ny ilay adva voan ny vovoka le izy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: CHRONOMETRAGE   Mar 28 Déc - 14:28

Le sport auto malgache en général cherche une solution pour le chronometrage, on est tous d'accord, donc donnons des solutions concrètes que l'on transmettra à la fédé. Si c'est bien l'objet de ce post.
Seul le club Ama à travers la societé Madavision dispose de cellules je crois.
J'ai proposé l'utilisation de caméras embarquées par exemple et aussi de transpondeurs et chrono avec cellules. L'expert Français de la Fia qui était passé la dernière fois nous a promis d'en chercher pour Madagascar

_________________
Il y a une différence entre connaître le chemin, et arpenter le chemin

http://www.asatana.org
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
 

CHRONOMETRAGE

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 2Aller à la page : 1, 2  Suivant

 Sujets similaires

-
» CHRONOMETRAGE
» systeme de chronometrage mini Z pour pas un rond !
» chronometrage
» ETAGEMENT BV : THEORIE / REALITE
» Chronomètre avec capteur magnétique pour circuit (alfano)

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-