Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: session Fisakana I 2011 Mer 22 Déc - 9:25
efa nanontany tao @ rallyesim fa mbola tsy activé ny SS BTB zany aloha hatreto dia tsy mbola azo lalaovana
sinon nisy ilay FISAKANA II fa tena milay ilay WRC 2011 naha ilay Ds3 naha ilay Fiesta mora régléna satria tsy dia mila kitihina loatra ary mora hentina fa ..........tena ilay sons aloha noho hafahafa be somary mangovitra izay ilay an'fiesta !!!
Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: Re: session Fisakana I 2011 Jeu 23 Déc - 14:10
Smam a écrit:
RiryMaster a écrit:
Nahita ilay session fa tsy nety tafiditra fa misy erreur mipoitra nenà de mikatona mihitsy ny RSCenter avy eo de nanao test grandeur nature sisa
Inona lty ny fika t@io fa zaho koa voan'le erreur raha vao miditra session publique, nefa @ solo mandeha tsara
Mbola misy tsy milamina kely ilay RSCenter fa mila mandefa MP any @ Phil63 lisany de andefasany fichier RSCEnter2011.exe hafa pour provisoire ce qu'il m'a dit mba ahafahantsika manao test grandeur nature ny bug rehetra misy @zay corrigé dans l'Update1 avy eo. Voili voilo