Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: AMA en deuil Mar 14 Déc - 15:33
Mialatsiny fa ato ity poste ity no napetrako zany fa tsy misy sous rubrique AMA atsy am le club atsy Nodimandry any ny rain'i Freddy, izay filoha mpanorina ny club AMA. Ny mpikambana rehetra dia miara miombona alahelo aminy ary holazaina amin'ny fotoana manaraka ny fotoana fahatongavan'ny razana eto sy ny vaovao mikasika izany
Dernière édition par Dzaomalaza le Mer 15 Déc - 9:27, édité 2 fois